03/08/2024
Salama daholo!
Iza avy isika no manaraka ny série 🌸Le chemin du destin🌸ato?
MBA Manaova présence kely anie ?
Ho anao izay mbola tsy maharaka an! Aza adino fa arahanao manomboka @ 6h55 - 7h25 ao @ fahitalavitra RTA Antananarivo sy Antsirabe ny série manomboka izao.
Manaraha finaritra daholo!😊