18/01/2023
🫵Ho antsika Orinasa, mpandraharaha miasa tena olon-tsotra manana tetik’asa ka maniry ny hampahafantatra sy hampiroborobo izany amin’ny alàlan’ny . Mikasa ny hanamboatra na efa manana tranokala sy pejy fifandraisana amin’ny tambazotra-tserasera fa maniry hanavao sy hanatsara izany, aza misalasala mandefa aminay ny filàna sy hetahetanareo fa homenay tolotra mifandraika amin’izany ianareo.
Izahay dia afaka mamolavola sy manamboatra ho anareo :
☑️ Tranokala mifandraika amin’ny filànareo hampahafantarana sy hampiroboroboana ny fandraharahana ataonao (toy ny site vitrine, e-commerce, site professionnel, porfolio, ...)
☑️ Pejy fifandraisana amin’ny tambazotran-tserasera rehetra (Facebook, linkedin, twitter, Instagram, YouTube)
Ny tolotra tranokala :
☑️ Nom de domaine (.com, .mg, .org, … ) + hébergement 1 taona
☑️ Mailaka matihanina hatramin’ny 50 isa
☑️ Minimum de référencement naturelle SEO miampy ny indexation sur google
Ny tolotra pejy fifandraisana tambazotra-tserasera
☑️ Pejy fifandraisana sy famoronana sary famantarana Photo de profil, Photo de couverture
☑️ Paramétrage
Afaka iandraiketanay ihany koa ny fitantanana sy famenoana isan’andro ny tranokala sy pejy amin’ny sarany mirary.
Aza misalasala mifandray aminay ary
Fifandraisana :
+261 32 35 934 71 | 033 18 584 83
[email protected]