06/09/2026
✨ Ary raha hatao miavaka kokoa ny événement-nao ? ✨
Ny zavatra vita amin’ny macramé dia tsy hoe tandance fotsiny… fa afaka mitondra élégance, originalité ary émotion amin’ireo fotoana sarobidy eo amin’ny fiainanao. 🤍
💍 Ireto porte-bagues en macramé ireto, ohatra, dia mety tsara amin’ny mariage na fiançailles, mba hahatonga ilay fotoana hanolorana ny bague ho tena miavaka sy tsy hay hadinoina. ✨
Izahay ato amin'ny Art'SuzannA vonona hatrany izahay hanampy anao hanome touche personnelle sy élégante amin’ny événement-nao. 🌸
📩 Aza misalasala miditra MP raha mila fanazavana, commande na personnalisation.
📞+261 33 23 633 53
Art'SuzannA
Ny kanto teraka avy amin’ny tanana, natao ho an’ny fonao. 🤍