ABOVE agencyabovemadagascar

16/11/2021

🇲🇬 Mbola tsara eh 🇲🇬

🇲🇬Vondrona novolavolain`ny ABOVE mba hanomezandanja bebekokoa ny fifandraisana amin`ny tena sy fehetsehampo☯️☮️

🇫🇷Un programme élaboré par ABOVE, dans le but de promouvoir la communication positive et gestion de l`émotion.☯️☮️

Mbola tsara ehhh😁😁🇲🇬FIBEAZANA AMIN'NY HAREN-TSAINA ARA MALAGASYEntina hamerenan-kasina indray ireo fomba fibeazana ara M...
08/10/2021

Mbola tsara ehhh😁😁🇲🇬
FIBEAZANA AMIN'NY HAREN-TSAINA ARA MALAGASY

Entina hamerenan-kasina indray ireo fomba fibeazana ara Malagasy fahiny izay tsy hita izay naharatsy azy. Ankehitriny dia fanirianay ny hampita izany voalaza tetsy aloha izany hoan'ireo solofo sy andry ny madagasikara amin'ny ho avy
Amoron-patana dia atrik'asa iray novolavolainy Above hoentiny hampifandraisana indray ny kolotsaina Malagasy sy ny rivotrin'ny fanatotoloana izay moentina nanabeazana ny fiarahamonina tamin'izany
Ny angano no angovo noentiny Ntaolo hampitana hafatra hananarana sy hanomezana hery ireo ankizy sy zanaka mba hoentin'izy ireo miaina sy miatrika ny fiainany rahatr'izay
Manome fotana anao izahay ny alahady hoavy zao manomboka amin'ny 7 ora hariva , miaraka amin'i NJATO Mathias, tanora mpandray andraikitra amin'ny fiarovana ny tontolo iainana. Izy moa fia hitantara amin'tsika ny tantara mitondra ny lohateny hoe" Ny alika sy ny voalavo"

🇨🇵EDUCATION IDENTITAIRE ET CULTURELLE🇨🇵
Dans la promotion de la culture et de l'identité Malagasy,
Above est une agence de stratégie et d'idée à Madagascar
Dans ce projet de promotion de la culture Malagasy et identitaire "Amorom-patana" est un projet de valorisation des contes et légendes de Madagascar dans une optique "de retour à la source" pour refaire vivre le "soatoavina" de l'éducation Ntaolo, cela même etait le fondement des moreaux sociales et humaines Malagasy
Pour la première intervention ;nous avons l'immense honneur de collaborer avec NJATO Mathias qui est un citoyen responsable au niveaux de la protection de l'environnement
Rendez-vous avec lui dimanches à partir de 19h avec le conte "Ny alika sy ny voalavo"

04/10/2021

Manatitra ny arahaba ho atsika rehetra
🇲🇬🇲🇬 FIBEAZANA AMIN'NY HARENTSAINA ARA MALAGASY 🇲🇬🇲🇬
- Raha nanantona teny amin'ny fiarahanamonina izahay mba ahalalana hoe ho antsika Malagasy dia maro tokoa ureo tanora naneho ny heviny, ka indro ary fitina oentinay maneho ireo valiteny azonay
- koa aza manasa anareo koa izahay mba haneho ny hevitrareo
🇨🇵🇨🇵 ÉDUCATION IDENTITAIRE ET CULTURELLE 🇨🇵🇨🇵
- Nous avons réalisé un microtrottoirs dand lequel nous souhaitions savoir comment les jeunes entend , qu'est ce pour la définition et valeurs de celui-ci, ce prochain video est le résultat que nous vous apportions
- nous vous invitons a laisser vos avis en commentaire

29/09/2021

🇲🇬🇲🇬Mbola tsara ehhh🇲🇬🇲🇬
FIBEAZANA AMIN'NY HARENTSAINA ARA MALAGASY
Tonga ary ity ny fotoana nifanomezana, hiaraka amin'i HARISON Taratra isika anio, izy moa dia hitondra amin'tsika ny angano mitondra ny lohateny oe "I Trimobe sy i Kotobekibo"
Mihaino finaritra ary ohh
🇨🇵🇨🇵ÉDUCATION IDENTITAIRE ET CULTURELLE 🇨🇵🇨🇵
Chose promis, chose due. ce soir HARISON Taratra nous fait l'honneur de raconter le conte de "Trimobe et Kotobekibo"
Nous vous souhaitons un bon visionnage

🇲🇬🇲🇬Mbola tsara ehhh😁😁🇲🇬FIBEAZANA AMIN'NY HAREN-TSAINA ARA MALAGASYEntina hamerenan-kasina indray ireo fomba fibeazana a...
26/09/2021

🇲🇬🇲🇬Mbola tsara ehhh😁😁🇲🇬
FIBEAZANA AMIN'NY HAREN-TSAINA ARA MALAGASY

Entina hamerenan-kasina indray ireo fomba fibeazana ara Malagasy fahiny izay tsy hita izay naharatsy azy. Ankehitriny dia fanirianay ny hampita izany voalaza tetsy aloha izany hoan'ireo solofo sy andry ny madagasikara amin'ny ho avy
Amoron-patana dia atrik'asa iray novolavolainy Above hoentiny hampifandraisana indray ny kolotsaina Malagasy sy ny rivotrin'ny fanatotoloana izay moentina nanabeazana ny fiarahamonina tamin'izany
Ny angano no angovo noentiny Ntaolo hampitana hafatra hananarana sy hanomezana hery ireo ankizy sy zanaka mba hoentin'izy ireo miaina sy miatrika ny fiainany rahatr'izay

🇨🇵EDUCATION IDENTITAIRE ET CULTURELLE🇨🇵
Dans la promotion de la culture et de l'identité Malagasy,
Above est une agence de stratégie et d'idée à Madagascar
Dans ce projet de promotion de la culture Malagasy et identitaire "Amorom-patana" est un projet de valorisation des contes et légendes de Madagascar dans une optique "de retour à la source" pour refaire vivre le "soatoavina" de l'éducation Ntaolo, cela même etait le fondement des moreaux sociales et humaines Malagasy
Pour la première intervention ;nous avons l'immense honneur de collaborer avec HARISON Taratra qui est un grand passionné de prise de parole en publique
Rendez-vous avec lui mercredi à19h avec le conte "Trimobe sy kotobekibo

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 04:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261329411675

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ABOVE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share