BOOST PUB

BOOST PUB Tianao hiroborobo ve ny activité anao, aza misalasala ary manantona anay eto amin'ny BOOST PUB! Mia

08/01/2023

Miarahaba tompoko, BOOST PUB. Eto dia mankasitraka anao hatrany ny amin'ny fahatokisana anay amin'ny boost hataonay. Miezaka hatrany izahay manome fahafaham-po anao. Eto dia mampahafantatra anao ihany koa izahay fa nisy fiakarana ny boost ,izay efa nohezahina notazomina mba ho fitsinjovana anareo client anay, na dia efa nisy fiakarana efa ela aza teo amin'ny agence fandohavanay vola. Kanefa mbola niakatra ilay hatrany ilay izy, ka eto dia mampilaza anao izahay fa somary nisy fiakarana ihany koa ny tarif antsika, :
- latsaky ny 3jours: 7500 Ar
- 3jours et plus : 7000ar raha 6500ar teo aloha.
Mankasitraka anao hatrany mahatoky anao ,ary mirary ny soa sy ny tsara indrindra tompoko

01/09/2022

BOOST PUB
''Miara-miasa isika ho an'ny fahombiazanao''

05/08/2022

📢🚨FAMPAHAFANTARANA 🚨📢

Nohon'ny fiakaran'ny coursn'ny dollar ($)💵, dia mampahafantatra anareo client izahay eto BOOST PUB fa niakatra ihany koa ny tarif antsika

💵Raha 6000ar ny 3 jours et plus dia lasa 6500ar izy izao💵.

🙏Misaotra anareo mahatoky anay hatrany!🙏

⚡" Travaillons ensemble pour votre succès "⚡

BOOST PUB "Travaillons ensemble pour votre succès"Boostez votre publication, page, clip, vidéo, ventes,....Et obtenez pl...
30/07/2022

BOOST PUB

"Travaillons ensemble pour votre succès"

Boostez votre publication, page, clip, vidéo, ventes,....

Et obtenez plus de clients, d'interactions, réactions, messages, commentaires,....

Pour seulement 6000ar la journée

N'hésitez pas de nous contacter ou nous envoyer un Mp.

Ho anareo orinasa,fikambanana,mpanakanto,mpivarotra,etc....Ny boost page dia manampy bediabe amin'ny activités izay atao...
23/06/2022

Ho anareo orinasa,fikambanana,mpanakanto,mpivarotra,etc....

Ny boost page dia manampy bediabe amin'ny activités izay ataonao
Manodidina ny olona 1500 hatramin'ny 2000 no ho liana amin'ny activités izay ataonao.
Ary izany dia ahazahoanao messages,commentaires ary réactions avy amin'ireo olona liana ireo.

Aza misalasala ary mandefa mp aty aminay raha toa ka mahaliana anao izany.

"Miara-miasa ho an'ny fahombiazana isika"

Address

Ivato
Antananarivo
101

Telephone

+261341218571

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BOOST PUB posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BOOST PUB:

Share