Antsa RNA StarMedia

Antsa RNA StarMedia Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Antsa RNA StarMedia, Advertising/Marketing, Antananarivo.

📲📲Serasera:
🛑033.25.014.23 (AirtelMoney /Razafindrakoto Narindra
🟡034.81.108.81 (YAS M'vola /Narindra A.
🟠037.87.997.48 (Orange Money /Razafindrakoto Narindra A.
💬033.49.147.99 (WatsApp)
Compte Perso: "ANTSANYA RNA"
𝓶𝓪𝓻𝓲𝓷'𝓲𝓷𝔂 𝓮𝓮𝓮

📧Mandefasa MP raha misy:➡️Sary SIMBA amboarina➡️Sary RATSY hatsaraina➡️Sary MAIZINA hazavaina➡️Sary MALOTO ho diovina➡️S...
21/05/2026

📧Mandefasa MP raha misy:
➡️Sary SIMBA amboarina
➡️Sary RATSY hatsaraina
➡️Sary MAIZINA hazavaina
➡️Sary MALOTO ho diovina
➡️Sary Noir&Blanc hatao enCouleur
➡️Sary ROVITRA, flou amboarina
➡️Sary TALOHA havaozina
➡️Sary Ovaina Fond ...
➡️Afaka MAMPIANATRA anao
➡️ary Manambotra ny sary rehetra itiavanao azy sns...
👉Tsy mamaly commentaire fa tonga dia alefao ny Message.
Midira MP ato malaky👇
Kitio👉 Mpamboatra Sary Simba sns
na WatsApp💬033 49 147 99
(vita vetivety)

17/05/2026
📧Mandefasa MP raha misy:➡️Sary SIMBA amboarina➡️Sary RATSY hatsaraina➡️Sary MAIZINA hazavaina➡️Sary MALOTO ho diovina➡️S...
17/05/2026

📧Mandefasa MP raha misy:
➡️Sary SIMBA amboarina
➡️Sary RATSY hatsaraina
➡️Sary MAIZINA hazavaina
➡️Sary MALOTO ho diovina
➡️Sary Noir&Blanc hatao enCouleur
➡️Sary ROVITRA, flou amboarina
➡️Sary TALOHA havaozina
➡️Sary Ovaina Fond ...
➡️Afaka MAMPIANATRA anao
➡️ary Manambotra ny sary rehetra itiavanao azy sns...
👉Tsy mamaly commentaire fa tonga dia alefao ny Message.
Midira MP ato malaky👇
Kitio👉Mpamboatra Sary Simba sns
na WatsApp💬033 49 147 99
(vita vetivety)

Dia ahoana Raha mienjera eo?dia mbola ''AMEN'' ihany ve sa WAY NENEL aaa?😃
15/05/2026

Dia ahoana Raha mienjera eo?
dia mbola ''AMEN'' ihany ve sa WAY NENEL aaa?😃

📧Mandefasa MP raha misy:➡️Sary SIMBA amboarina➡️Sary RATSY hatsaraina➡️Sary MAIZINA hazavaina➡️Sary MALOTO ho diovina➡️S...
14/05/2026

📧Mandefasa MP raha misy:
➡️Sary SIMBA amboarina
➡️Sary RATSY hatsaraina
➡️Sary MAIZINA hazavaina
➡️Sary MALOTO ho diovina
➡️Sary Noir&Blanc hatao enCouleur
➡️Sary ROVITRA, flou amboarina
➡️Sary TALOHA havaozina
➡️Sary Ovaina Fond ...
➡️Afaka MAMPIANATRA anao
➡️ary Manambotra ny sary rehetra itiavanao azy sns...
👉Tsy mamaly commentaire fa tonga dia alefao ny Message.
Midira MP ato malaky👇
Kitio👉Mpamboatra Sary Simba sns
na WatsApp💬033 49 147 99
(vita vetivety)

SUR RN-FITO🛵𝓶𝓪𝓻𝓲𝓷'𝓲𝓷𝔂 𝓮𝓮𝓮
14/05/2026

SUR RN-FITO🛵
𝓶𝓪𝓻𝓲𝓷'𝓲𝓷𝔂 𝓮𝓮𝓮

🛑LOUUZAAAAA!!!🛑 𝗔𝗰𝗰𝗶𝗱𝗲𝗻𝘁  ✅ Nitrangana  -pifamoivoizana  indray teny ANTSAHAMBILO IVATO ✅Fiara mpitatitra iray no tra-do...
13/05/2026

🛑LOUUZAAAAA!!!
🛑 𝗔𝗰𝗰𝗶𝗱𝗲𝗻𝘁
✅ Nitrangana -pifamoivoizana indray teny ANTSAHAMBILO IVATO
✅Fiara mpitatitra iray no tra-doza , izay mbola tsy fantatra Mazava ny Anton'ilay loza
Andrasana ny Tohiny

😱☠️zazakely novinoin'ny mamakeliny😭Efa Maty ny mamany ity zaza ityKa nanambady n dadany, Ka novinoin'ny renikeliny ity z...
13/05/2026

😱☠️zazakely novinoin'ny mamakeliny😭
Efa Maty ny mamany ity zaza ity
Ka nanambady n dadany, Ka novinoin'ny renikeliny ity zaza ity fa hoe nanimba iphone 17 pro max. Naotriny tao anaty Sieau
Zaza 12 mois eo izy, vao nianatra nandady ka tia kirairay, ka sendra téléphone no noarahiny, nef ny mamakely mbol nanao do**he , ka nampetrany teo table télé lay téléphone ka voarahiny lay zaza. Ka nakapokapony, nef téléphone vao novidina
Ka simba tanteraka.

:

Lozam-pifamoivoizanaLehilahy iray nitondra moto jog maty tsy tra-drano ao ambany fiara vaventy, io tolakandro io, manolo...
12/05/2026

Lozam-pifamoivoizana

Lehilahy iray nitondra moto jog maty tsy tra-drano ao ambany fiara vaventy, io tolakandro io, manoloana ny Gastro Miami, Toamasina.

📸Francklin Manambola

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antsa RNA StarMedia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Antsa RNA StarMedia:

Share