18/05/2026
🏆 MANANA TETIKASA RENTABLE VE IANAO?
👉 Terrain Padel no iray amin’ireo investissement maoderina sy mampidi-bola amin’izao fotoana izao!
Izahay ato amin’ny ASTI Construction dia manolotra fanamboarana terrain padel manara-penitra sy matihanina ho an’ny particuliers, hôtels, complexes sportifs ary investisseurs.
✅ Structure vy matanjaka sy maharitra
✅ Verre trempé moderne sy azo antoka
✅ Gazon synthétique qualité premium
✅ Installation rapide sy finition esthétique
✅ Terrain solide, moderne ary manintona mpilalao
Misy modèles maro azo atao: ✔️ Classic
✔️ Panoramic
✔️ Avec toiture
✔️ Terrain personnalisé araka ny toerana sy budget-nao
🎯 Manomboka amin’ny étude ka hatramin’ny livraison, izahay no miandraikitra ny rehetra!
💼 Ataovy business rentable ny terrain padel anao: ✔️ Fampanofana isan’ora
✔️ Tournoi sy évènement sportif
✔️ Source de revenu maharitra
📞 ASTI Construction
📍 Ambatoroka ambany arrêt bus smap
📱 034 22 517 13
📩 Facebook: GROUPE ASTI Construction
⚡ ASTI Construction — Manorina terrain moderne, matanjaka ary maharitra!