29/11/2022
Eeeh ooo!
Vakio kely ity🙏
Momba2 fampianarana ato ihany
rah fampianara en ligne no mety aminao aza misalasala mandefa hafatra miafina ato aminay tompoko na tonga dia miantso mihintsy fa tsy ho hanenenanao izany!
hoanao izay hanao formation mivantana koa :
ny toerana aty akaikin'ny Shell Andavamamba, ary afaka mandray olona fona izaho manombokin'ny alatsinainy ka hatramin'ny Sabotsy, ora : maraina manomboka aminy 09h-11h , ny tolakandro manomboka 14h-16h aza misalasala mandefa hafatra miafina tompoko raha vononona ianao!
Misaotra tompoko