Leecyber Vanilla

Leecyber Vanilla Cyber,Multi-service,Bureautique

Un grand merci à nos nouveaux followers !Heriniaina Ratovoarison, Nalisoa Andrimalala
22/04/2026

Un grand merci à nos nouveaux followers !

Heriniaina Ratovoarison, Nalisoa Andrimalala

30/08/2025
31/10/2024

🍔 KFC peut se tromper sur votre commande 10 fois, et vous continuez à le soutenir.

🛒 Mais quand une entreprise locale fait une erreur une seule fois, tu la critiques à vie.

📈 Carrefour peut augmenter les prix du jour au lendemain, et vous continuez à acheter.

💰 Un petit entrepreneur te donne son prix, et tu veux toujours une réduction ou tu te demandes pourquoi le prix a augmenté.

✨ Ne sois pas cette personne. Soutenons les petits entrepreneurs !

Badoda vita Sedra kou ve zany tony e..??
18/08/2024

Badoda vita Sedra kou ve zany tony e..??

03/07/2024
25/01/2024
22/01/2024

HITANTARA SECRET AHO...

❌ Aza vakiana ity raha tsy mpandraharaha ianao. ❌

Impiry impiry aho izay no niteny hoe:

- aza hanaovana chantage aho fa rehefa tsy hanao ianao dia aleo hanaovako azy.

- rehefa tsy hiezaka ianao dia hapetrao tompoko ny démission anao hampidirako ny olona hanolo anao....

Efa nisy fotoana aho nanaovan'ny mpiasa 132isa chantage tao anaty hôtel lehibe iray, nisy pression be tamin'izay hoe: hiala daholo hono ry zareo rehefa tsy tanterahako ilay fitakiana; ilay fitakiana amin'io "impossible" no hanekeko an'ilay izy amin'ny maha hôtel miasa 24h/24 anay; tsy afaka miasa week end hono zareo; dia hoy aho tamin'izany fotoana izany hoe: aiza ho aiza eto ambonin'ny tany kay no misy "hôtel" mikatona week end?????

Ohatran'ny Mopera sy pasitera ihany io, impossible izany fangatahana tsy hiasa week end zany!

Dia nidrikina izy rehetra niteny hoe: hiala zany izahay!!

Tsy nisalasala mihitsy aho tamin'izay niteny tamin'ny micro hoe: miandry ny démission anareo rehetra aho zao dia zao, afaka miaina tsy misy anareo ity hôtel ity.

Malalaka ny varavarana tompoko... sady notondroiko tsirairay ny mpitari-tolona tao anaty orinasa. Hoy aho, Mme Linda sy M. Luc sns... aiza ny lettre de démission anareo fa miandry aho?

Ny 92 tamin'ny 132 tena nametraka démission tokoa, tena vitanay ny nanodina an'ilay hôtel tamin'izay nandrapahatongan'ny recrutement.

Hey, fadio ny miteny amin'ny mpiara-miasa aminao hoe:

- very aho raha tsy eo ianareo...

- potika ity orinasa ity raha ilaozanareo...

- tsy haiko ny miaina tsy misy anareo..

Fady fady fady tompoko izany..

Za tompoko tena sahy miteny amin'ny conducteur d'engin hoe: aleo ianao midina azafady dia aleo atoroko anao ny fanaovana azy fa tsy mety izany ataonao izany!
Hatramin'ny fanadiovana toilette, haiko mihitsy ny mampiseho hoe: ohatran'izao r'ise no atao hoe madio ah!!!!

Leader aho;
Mahasoa an'ny ekipako ny fampisehoako hoe za tsy mpibaiko sy mpaniraka fotsiny fa mahafehy ny asanao koa aho. Alohan'ny nanomezako asa anao dia tadidio fa efa nataoko io asa io!

Tsy miseho ho "monsieur je sais tout" aho saingy mahalala ny base rehetra ato amin'ny orinasako kosa nefa aho

Mitodika aminao aho androany, sahy mampiseho ve ianao hoe: tsy maty izany ny orinasako na dia hiala amiko aza ianareo rehetra?
Sa matahotra foana ianao sao dia hilaozan'ny olona rehetra dia manaraka ny caprice'ny sy ny chantagen-zareo?

Tandremo mampiseho faiblesse.

Secret an'ny orinasa goavana rehetra ity lazaiko anao ity: henoy tsara!

Misy karazan'olona "indispensable" ao anaty orinasa saingy tsy azo atao ren'ny sofiny hoe: "indispensable" izy....

Afaka soloina daholo ny olona rehetra... Be dia be no tsy an'asa mahay lavitra sy hendry noho ianao eto ambonin'ny tany.

Tsara ity alatsinainy ity

Address

Ankadifotsy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Leecyber Vanilla posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share