22/12/2025
Andramo ireto soa mba mahasoa e :
๐ก ๐๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ : ๐๐๐ก๐๐ซ๐๐ฌ ๐๐จ๐ฌ๐๐ญ๐ฒ
- Vidinโny fanamboarana : โ 5 000 Ar ho anโny fanombohana kely.
Sosety, vinaingitra, tongolo gasy, sira, tavoahangy plastika.
- Vola miditra (CA attendu) :
Raha mivarotra 100 tavoahangy aminโny 2 000 Ar:
โ 200 000 Ar aminโny herinandro.
---
๐ Azonao atao koa ny manova aminโireto:
- ๐๐ฐ๐ฏ๐ง๐ช๐ต๐ถ๐ณ๐ฆ ๐ด๐ฐ๐ด๐ฆ๐ต๐บ โ ๐๐ฐ๐ด๐ฆ๐ต๐บ + ๐ด๐ช๐ณ๐ข๐ฎ๐ข๐ฎ๐บ + ๐ท๐ฐ๐ข๐ด๐ข๐ณ๐ช๐ฎ๐ข๐ฌ๐ช๐ณ๐ข๐ฏ๐ข
- ๐๐ฉ๐ช๐ฑ๐ด ๐ด๐ฐ๐ด๐ฆ๐ต๐บ โ ๐๐ฐ๐ด๐ฆ๐ต๐บ ๐ท๐ฐ๐ข๐ต๐ฆ๐ต๐ช๐ฌ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ช๐ง๐บ, ๐ฆ๐ฏ๐ฅ๐ข๐ด๐ช๐ฏ๐ข
๐ก ๐๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ : ๐๐จ๐ง๐๐ข๐ญ๐ฎ๐ซ๐ ๐๐จ๐ฌ๐๐ญ๐ฒ (Why not)
- Vidinโny fanamboarana โ 10 000 Ar ho anโny fanombohana kely.
Sosety + siramamy + voasarimakirana + vanila.
- Fahasarotana : Antonony โ mila fotoana handrahoana sy fanamboarana.
- Vola miditra (CA attendu) :
Raha mivarotra 50 Bocale aminโny 3 000 Ar:
โ 150 000 Ar.
๐ก ๐๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ : ๐๐ก๐ข๐ฉ๐ฌ ๐๐จ๐ฌ๐๐ญ๐ฒ
- Vidinโny fanamboarana : โ 15 000 Ar ho anโny fanombohana kely.
Sosety voatetika manify maina + menaka + sira.
- Fahasarotana : Tsy dia sarotra โ manapaka, manamaina, endasina, fonosina.
- Vola miditra (CA attendu) : Raha mivarotra 200 sachet aminโny 500 Ar:
โ 100 000 Ar.