Tips by Zouh Gouli

Tips by Zouh Gouli Mizara bôjo ... momba ny 📈 WebMarketing 🌐 SEO 🤑 Google Ads 🪶 Copywriting 👨‍💻 Métiers du web sy ny forongony ...

04/04/2026

☝️ 5 bases simples pour vendre ses services...

☺️ Andramo e. Andramo ihany sao mahasoa... ☺️

31/03/2026

La vie est parfois lente, ennuyeuse et hors de ton contrôle... 😊

Kouny an !

24/03/2026

💡 Hiova asa aho... Aleo hi-dev indray ! 🤣

Zaraiko anareo kely ny antony nampangingina ahy tato ho ato 😭

Niezaka ni-créer outil SEO tsotsotra iray tena miasa amiko aho noho ny fahatsapàko hoe possible ilay neritreretiko.

🧠 𝗚𝗲𝗺𝗶𝗻𝗶 𝟯.𝟭 𝗣𝗿𝗼 (𝗛𝗶𝗴𝗵) + 𝗔𝗻𝘁𝗶𝗴𝗿𝗮𝘃𝗶𝘁𝘆

✅ Programme Python installé en local
✅ 1 clic dia vita crawl en local ny site iray
✅ Livrables = fichier .csv bien structuré exploitable + Visualisation directe de la structure on-page + Stratégie de maillage + (1 secret)
(Misy datas maromaro sintomiko + Analyse + Interprétation + Formatage)
✅ Misy fonctionnalités sy automatisations maromaro izay mifanaraka @ fomba fiasako natsofoko ao.

☝️ Raha ny tena marina dia fonctionnalités ana outils maromaro
mitambatra handoavam-bola no natambatro anaty programme iray gratôsy be.

Inona izany no tanjoko ?

🎯 Output tena mifanaraka amin'izay hilàvako azy tsy mila actions betsaka. (1 clic hoa)

🎯 Hahafahako mamoaka réellement ny structure/stratégie SEO site iray faran'izay haingana. (Tratran'io programme io hatramin'ny domaines hafa raha manao PBN).

🎯 Lasa x10 minimum ny vitesse-ko manao audit SEO miaraka aminy amin'ny vidiny 0 Ariary isam-bolana.

⚠️ Izany akory tsy midika hoe anao DEV izany aho e.
⚠️ Tsy hahasolo na hoviana na hoviana développeur.
⚠️ Tsy ho afaka antsoina mihitsy hoe développeur.
⚠️ Tsy manaraka izay bonnes pratiques akory io fa mandeha fotsiny dia mamaly izay filàko. Ampy ahy izay.
⚠️ Raha mi-bug tampoka io dia miverina @ taloha. 🤣

🟢 Ny tiako hatongavana fotsiny dia hoe efa afaka mamorona programme izay tianao ianao asanao io. Miketrika kely dia mikarokaroka.

❌ Fizaràna fotsiny ihany no ataoko fa ianao koa afaka manao an'io en 1,5 journée max raha tena hainao le domaine.

🥰 Bisous mes louloussss

12/03/2026

😇 Coucou mes loulouuusss....

Hiverina amin'ny contenus tena mampahazo aina ahy aho.
Mitatasika - Mknou - Miwalawala... Bref ! Miresaka e.

(Tsy mijanona akory ny maivana sady fohy eto) 😝

Afaka miresaka lavalava kokoa aho any fa eto nareo kamo be mijery vidéo lava...

👇 Ao ambany ao ny lien an'ilay chaîne sur Spotify !

« Maîtriser les bonnes pratiques fait de vous un PRO. Savoir quand les briser fait de vous un EXPERT. »😊 Saino ihany iza...
05/03/2026

« Maîtriser les bonnes pratiques fait de vous un PRO. Savoir quand les briser fait de vous un EXPERT. »

😊 Saino ihany izany anio ... Mety ho diso !

Ny hevitrao ? 🙃😏

Tena hoe samy hafa ! 😱Mampanao entretien vahiny aho t@ ity herinandro ity fa tena hafa. (Oui. Tsy malagasy irery no atao...
26/02/2026

Tena hoe samy hafa ! 😱

Mampanao entretien vahiny aho t@ ity herinandro ity fa tena hafa.
(Oui. Tsy malagasy irery no ataon-tsika recrutement. 🇲🇬 réprézainty !)

Stagiaire en Marketing no notadiavina teto izay manana diplôme Ingénieur des médias si possible na koa Médiamaticien (Tsy misy eto amin-tsika ireo parcours ireo raha tsy izany efa teto izahay no nitady.)

Ny tena nahatalanjona ahy dia entre 22 - 23 ans ireo tanora ireo mivoaka ingénieur fa mahalala tsara izay tiany atao. Tena tsara bases ary stage sisa no hilainy hanaovana application dia ao tsara. Feno izany ilay système éducatif fa tsy misy manque.

Ilay niveau Tsoumpou a... Tena mamay mandoro. Tena hianarana any am-pianarana amin'ny grandes écoles ny théories ilay zarazarain'zalah ao @ YouTube sy TikTok ary LinkedIn ireo.

Dia izay connaissances théoriques izay ihany koa nefa no mila voafehy raha vao métiers manodidina sy mifandray amin'ny webmarketing.

✅ Tena mamporisika aho ho anareo izay manao ireto métiers ireto hoe mianara marketing zalah fa tsy hanenenana io na dia kely monja ary a. (Ilay efa mifanentana amin'ny 2026 fa tsy tamin'ny andron'ny nébôkadnézara).







Izany eo ihany fa tena tiako hiaviana ihany koa ry de l'enseignement supérieur dia mila havaozina ny momba ny études supérieures fa misy faille ngôda be ao. Tena taraiky isika amin'ny domaines sasan-tsasany.

Andramo e... Andramo ihany sao mba mahasoa...

23/02/2026

💡Vous avez des suggestions d'espace co-working tsara manodidina an'Analakely ?

☝️ Pour aujourd'hui... Merciii 🙏

☺️ Ny fandrosoan'ito firenen-tsika ito dia miantomboka amiko sy aminao... ✅ Ataovy izay vitanao tsy mila takalony sy von...
22/02/2026

☺️ Ny fandrosoan'ito firenen-tsika ito dia miantomboka amiko sy aminao...

✅ Ataovy izay vitanao tsy mila takalony sy voninahitra dia hitanao eo ny vokany.

☝️ Andramo e. Andramo ihany sao mba mahasoa...

20/02/2026

Nentim-pitiavana dia namoron-kira via Gemini 3.1 🥰

😏 An'iza izany zao ny copyright ? Ahy sa Google ?

🙃 Tena adala le Gemini 🙃

(Ooh girl...)

(Verse - Middle of the song)
My love for you is like a perfect Google Ad, yeah
You're the best conversion this campaign has ever had (oh baby)
You're the keyword I was searching for, my SEO is strong
With your sweet, sweet copywriting, nothin' could go wrong (no, no)

(Build-up to Chorus)
That xeb marketing strategy, it gets me every time
(gets me every time, girl)

(Chorus - High Energy / Belting)
YOU'RE MY NUMBER ONE CLICK, AND I'M MAKIN' YOU ALL MINE!

Coucou mes loulous... 🤣Manao ahoana ny alarobia be ao ? Izany eo ihany fa ndao mba hifankahafantatra kely sy hiresaka fa...
18/02/2026

Coucou mes loulous... 🤣

Manao ahoana ny alarobia be ao ? Izany eo ihany fa ndao mba hifankahafantatra kely sy hiresaka fa mankaleo be le asa !

Nareo koa ve mba manana passion tena hoe tianareo be mihitsy ?

Ito asehoko anareo ito no mba tena efa passion sy zavatra tiako hatramin'izay dia mba zaraiko. 🥰

17/02/2026

Tunnel de vente ? 🙄

❌ En politique comme en marketing => Le hasard n'existe pas ! ❌ ✅ Tout peux faire partie d'une stratégie. ✅ Ary izay voa...
11/02/2026

❌ En politique comme en marketing => Le hasard n'existe pas ! ❌


✅ Tout peux faire partie d'une stratégie.
✅ Ary izay voa hafafinao ihany no jinjainao.
❌ Tsy hoe vary gasy no tianao ho azo dia makalioka no hafafinao.
❌ Ny vokatra miakatra dia miankina amin'ny techniques anao.
❌ Tsy hitovy mihitsy ny voka-bary an-tanety sy an-tanimbary miampy zezika sy technique moderne na samy masom-boly mitovy izao ary.

Ito zaraiko ito izao flux outbound (mailing à froid) @ produit iray amidinay.
Asa be io rehefa tena hifantohana fa mody hodiana tsotsotra. Mila spécialistes maromaro raha tianao ho tsara kokoa fa tsy voatery. Ny anay aloha samy mandray ny kapoakany dia miara miasa.

🟢 Marketer => Stratégie
🟢 Développeur => WebScrapping
🟢 Spécialiste en automatisation
🟢 Data Analyst => Nettoyage / Analyse / Routage des données
🟢 Copywriter => Séquences de mails

kely mety mba hanampy anao ary :

Rehefa hanao prospection à froid (LinkedIn, Mail, Facebook, sns.) ianao dia fantaro izay ataonao fa aza mandeha anjambany izany. Misy asa betsaka miandry anao alohan'ny handefasanao message de prospection fa aza maimaika raha miady irery.

Pour qui ?
Pourquoi ?
Comment ?

🟢 => PERTINENCE

Address

AP 13
Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tips by Zouh Gouli posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tips by Zouh Gouli:

Share