Mozika Sans Frontière

Mozika Sans Frontière La musique n'a pas de frontière ni de limite. Ni les grèves, ni la crise ne peut le stopper. Tout

18/05/2020
11/05/2020

Hommage à Bob Marley!!!

26/04/2020

Iray ihany isika eto ambonin'ny Tany. Samy zanaky ny Tany, Na avy aiza na avy aiza, noho izany mila mahay manao valibabena aminy isika. Fanajana ny tontolo no vaha olana.
Izay no tian'ny mpamorona ho lazaina amin'ity hira iray ity.
Mankasitra an'i Jaojoby Mpanjaka ny salegy nizara ny maha iray antsika rehetra.
Samy avy anaty Ala, ny razam-ben-tsika jiaby.
Mankasitra ihany ko ireo mpanankato nanaiky tsy nisy salasa nandray anjara, ireto avy izy ireo
Feo:
- Drwina
- 4-Maso
- Abi Rakoto
Zava maneno:
- Andry Michael (clavier, instru à vent)
- Houzefa (Bass)
- Miora Rabarisoa (Drums)
- Tams Rasam (percussion)
Nandrindra ny feo: Andry Michael, Miora Rabarisoa

L'expresse en parleMerci APR
22/04/2020

L'expresse en parle
Merci APR

Ils sont nombreux à ne pas baisser les bras. Une jeune génération d’artistes émerge pour valoriser la musique autrement, à travers la Toile. Dans l’optique de renforcer la valeur de la musique comme un outil universel pour prêcher la solidarité et l’unité en cette période difficile, t...

19/04/2020

Vokatra vao mafana amin'izao mihiboka izao. Zarao faran'izay betsaka indrindra.
"Vaovao marina ihany mazaina dia aoka isika tsy hifanavakavaka fa iray ihany isika ary iray ihany ny vahavalontsika"
Raha tia hanampy anay ianareo dia andao ary hifanosika zarao ny rohy dia aza hadino ny manisy .
Misaotra sahady.

17/04/2020

Tonga indray ary ity ny fotoana hizarana mozika. Hira mampanembonembona sy maha te hody. Tsiahy kely ho an'ireo lavitry ny fianakaviany sy miady irery.
Nosafidiana manokana ity hiran'i Mamy Robinson ity noho izany. Sady afaka ilalaovana feo isan-kazany.
Mihainoa finaritra.
Feo: Gtika (Avignon)
BeatBox: DoB (Tana)

11/04/2020

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261343689511

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mozika Sans Frontière posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mozika Sans Frontière:

Share