06/03/2026
๐ฐ Mpanao gazety โ Andininy faha-3: Inona avy ireo mason-tsivana hitsarana ny tetikโasa fanadihadiana ?
Ao anatin'ny fifaninanana ahazoana vatsy ara-bola anaovana fanadihadiana izay karakarain'ny FAPBM, iarahany miasa amin'ny Malagasy Brand Communication sy ny Remapsen - Mada, dia hodinihina tsara ireo tetikasa fanadihadiana mba hamantarana ireo tolo-kevitra tsara indrindra amin'ny fampiroboroboana ireo faritra arovana sy ny karazan-javamananโaina eto Madagasikara๐.
Mba ho entitra tsara ny fifantenana dia ho tombanana araka ny mason-tsivana manan-danja maromaro ny tolotra tsirairay:
โจ Ny mampiavaka ny tetikโasa sy ny fifandraisany aminโny lohahevitra
โ๏ธ Ny fomba fanoratana sy teknikan'ny asa fanaovan-gazety nampiasaina,
๐ฃ๏ธ Ny fahamarinanโny teny frantsay na malagasy
๐ Ny fahazavan'ny lahatsoratra
๐ฏ Ny kalitaon'ny asa soratra (fisarihana sainโolona sy fahatakarana)
๐ก Fahaizana mandresy lahatra : fahaizana miaro ny hevitra sy mandresy lahatra mandritra ny fampafantarana mivantana ny tetikasa
๐ Ireo fepetra ireo no hitsarana ireo tetikasa fanadihadiana miavaka indrindra, matanjaka ary misy fiantraikany lehibe indrindra mba hampahafantarana ny harena voajanahary an'i Madagasikara.
๐ Manantena fatratra ny hahita ireo mpandresy amin'ity andiany faha-3 ity izahay sy hanasongadina ny anjara birikinโizy ireo amin'ny fiarovana ny karazan-javamananโaina malagasy.
Mankasitraka ireo rehetra izay manolo-tena, amin'ny alalan'ny asa fanaovan-gazety, amin'ny fiarovana ny lova voajanahary ananantsika.
๐ข Araho hatrany ny pejy ahafantaranareo ny voka-pitsarร na !