25/04/2026
Te hianatra informatique ve ianao nefa tsy manana fotoana andehanana am-pianarana ?
👉Ity ny vahaolana hoanao
Cours informatique bureautique en ligne
Afahanao mianatra ny :
🔹 Microsoft Word
🔹 Microsoft Excel
🔹 Microsoft PowerPoint
Ny tombony ho anao :
✔️Fahalalahana
✔️Tsy mila mivezivezy intsony fa any an-trano ihany
✔️Formation pratique sy arahana maso akaiky.
🎓 Mahazo Certificat rehefa vita ny fianarana.
Misorata anarana dieny izao amin'ny:
📞 034 06 118 09
📩 Na alefaso hafatra miafina (MP) ato amin'ny pejy.