Créone services

Créone services Votre partenaire en marketing digital, design et développement professionnel. SUIVEZ NOTRE PAGE 👍

15/04/2026

afaka mandray androany ☺️🙏

15/04/2026

Rehefa zavatra mahasoa dia zaraina foana. 😊
Zarao amin'ny namanao ary 😊

13/04/2026

1- Poste
2- Entreprise
3- Date

11/04/2026

Tsy afaka mampiseho modèle CV an'olona eto izahay fa manasa anao hiditra hafatra miafina 😊

10/04/2026

Mitohy indray ny fandraisana CV androany ZOMA, fa Voafetra foana ihany 😊🙏

09/04/2026

Mirary soa hatrany hoan'izay efa nanao CV tato aminay, omaly sy androany 🥰

08/04/2026

Tsara ho fantatra fa voafetra ihany ny CV azonay raisina ao anatin'ny 24H 🙏

08/04/2026

Mankasitraka hatrany nahatoky, mirary soa be daholo 😊🙏

Andao mba hianatra handray lesona amin'ny alalan'ny expériences an'olona aloha isika.Misy lesona azo tsoahina maromaro d...
07/04/2026

Andao mba hianatra handray lesona amin'ny alalan'ny expériences an'olona aloha isika.

Misy lesona azo tsoahina maromaro dia mba zaraina eto.
1- Tsy voatery manazava be (Ny recruteur tsy handany fotoana mamaky phrase lava be satria mbola betsaka ny CV raisiny)
2- Tsara kokoa raha manaraka an'ireto ilay filaharana (Poste - Entreprise - Date)
3- izay asa nataonao farany no soratana voalohany
4- Aza zatra mampiasa karazana Puces manimba maso be fa Point (.) ihany ampiasaina.
5- Hajao tsara ny espacement mba ho moramora kokoa ny mamaky azy.

Anisan'ny zava-dehibe ao anatin'ny CV ny expériences

😊Zaraina ampitiavana 🙏afaka zarainao amin'ny namanao sendra mba mety mahasoa azy ihany koa.
Aza adino manaraka ny pejy 😊

07/04/2026

Vita izay ny fety ☺️mirary soa hatrany, mitohy indray isika 😀

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Créone services posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share