11/08/2023
Efa foana tato anatin'ny 6 andro ny delestazy ekonomika teto Antananarivo hoy ny ministry ny angovo sy akoran'afo. Ho voavaha afaka herinandro kosa ny fahatapahan-jiro any amin'ny faritra. Fahatapahan-jiro teknika sisa no hita eto amintsika.