03/06/2025
Motivation ho anao
Tsy natao hanenjika olona ianao, fa hanenjika ny nofinofinao.
Aza mandany andro manenjika ireo mankahala anao — fa mandania andro manangana ny hoavinao.
Raha manenjika anao izy ireo, midika izany fa efa mandeha lavitra ianao.
Tsy miady amin’ny aloky ny hazo foana ny olona — fa amin’ny zavamaniry efa manomboka maniry sy mitombo.
Ny marina tsy mila fanehoan-kevitra, fa porofo amin’ny vokatra.
Koa tohizo ny ezaka. Aza mihemotra. Aoka ny fandrosoanao no ho valinteninao.
Partageo hatrany mba fanomezana hery ireo namantsika any ho any
© Indrana
BOOST Services Madagascar