Rova store MDG

Rova store MDG �Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy�

Coucou daoly 😍Ela2 tsika tsy niaona ah🤩Reto ndray ary an Mami kelyy💕3 couleur ny @ ty ah   . Noir Taille : L   . Blanc :...
21/05/2026

Coucou daoly 😍
Ela2 tsika tsy niaona ah🤩
Reto ndray ary an Mami kelyy💕
3 couleur ny @ ty ah
. Noir Taille : L
. Blanc :xL
. Baise xL
Reo ny couleurs dispo 😘

Araraoty araraoty  akatokin'ny fety izao ah promotion vaovao be indray ity ah Masque lumineux  mividy 1+ 1 izany hoe miv...
06/06/2025

Araraoty araraoty akatokin'ny fety izao ah promotion vaovao be indray ity ah
Masque lumineux mividy 1+ 1 izany hoe mividy 1 mahazo iray gadoa =35000ar

-Couleur : bleu,rouge,rose,jaune
Koa aza misalasala aza miantso
Contact : 038.30.057.16
Livraison Tana et province frais à partir de 3000ar

🐥Salama ee🙋🏻💖..🎉Efa manakaiky izao ny fetin'ny ankizy andao mba  ometsika vahana kely ny kilalao sy ny arendrina ho an a...
28/05/2025

🐥Salama ee🙋🏻💖..

🎉Efa manakaiky izao ny fetin'ny ankizy andao mba ometsika vahana kely ny kilalao sy ny arendrina ho an ankizy e

Laser éducatif pour enfant📝📚

❌Misy sary 8 ny lohany 1 fa lohany 3 no miaraka aminy( fruits, légumes , voitures , alphabet

Afaka atao lampe torche ihany koa anefa😜 satria tena mazava tsara mahasolo veilleuse

Prix:10.000ar

Manao livraiso🛵 ihany koa nefa izahay an 😊(centre ville gratuit)
Contact:038.30.057.16

𝗠𝗶𝗻𝗶 𝗠𝗶𝘅𝗲𝘂𝗿 𝗥𝗲𝗰𝗵𝗮𝗿𝗴𝗲𝗮𝗯𝗹𝗲 : 𝟯𝟱.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆▶️2en1:mini mixeur + gourde ▶️Capacité 400ml▶️Chargeable ▶️Afaka mixé-na karazan...
05/03/2025

𝗠𝗶𝗻𝗶 𝗠𝗶𝘅𝗲𝘂𝗿 𝗥𝗲𝗰𝗵𝗮𝗿𝗴𝗲𝗮𝗯𝗹𝗲 : 𝟯𝟱.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆

▶️2en1:mini mixeur + gourde
▶️Capacité 400ml
▶️Chargeable
▶️Afaka mixé-na karazana fruits ,mety itotona sakafo-jaza , purée légumes
▶️disponible 4 couleur : Bleu ,Vert , Rose , Violet

Livraison disponible partout
TANA /PROVINCE
☎️ Téléphone :038.30.057.16/034.43.453.27☎️

PARAPLUIE AUTOMATIQUE avec LAMPEJereo fa tsara be no sady hafa kelyElo efa misy torche manampy anao raha sendra tafody a...
19/02/2025

PARAPLUIE AUTOMATIQUE avec LAMPE
Jereo fa tsara be no sady hafa kely
Elo efa misy torche manampy anao raha sendra tafody alina
Prix = 23.000 ariary

- Tsy mivadika raha sendra ka mandrivotra be
- Fivelarany (115cm)miaro aminy orana sy masoandro
- Afaka soloina ny pile rehefa lany
-Automatique,double fixation,torche rotative,top qualité

Livraison / 3.000 ariary
Contact / 034.43.453.27/038.30.057.16
Mandefa any aminy faritra

05/12/2024
Tolotra promo noel ah vidio de nzao decoration de noel😊 tandremo sao tara misy karazany maro ato amnay @ sarany💰:15000ar...
05/12/2024

Tolotra promo noel ah
vidio de nzao decoration de noel😊
tandremo sao tara misy karazany
maro ato amnay @ sarany
💰:15000ar
:20.000ar
:65.000ar
girland fleur
girland apoule
girland etoil sns
mirefy 4m hatr@ 10 m sy 50 m koa araraoty ary sao dia tara ah
•Misy ihany koa ny LED ruban adhesif 5m de longueur afaka hanaingona trano,bar,vitre,karaoke,sns
Miarak@telecommande
Led multi-colore afaka miova ova arak'izay tinao
💰:GM-25.000ar
:PM-20.000ar
Tel :034.43.453.27
:038.30.057.16
Livaraison tana et province frais a partir de 3000ar(tana)

🩹 Ruban adhésif double faceTsy mila mandavaka sy mamantsika rindrina intsony ! ❌🔨Vahaolana tsotra no atolotray.👉🏼Ruban A...
24/09/2024

🩹 Ruban adhésif double face

Tsy mila mandavaka sy mamantsika rindrina intsony ! ❌🔨

Vahaolana tsotra no atolotray.

👉🏼Ruban Adhésif Double Face :
Mahazaka rano, mahatanty hafanana, Réutilisable, mafy be ary mateza.

-hametahana ireny poster en pvc ireny amin'ny rindrina.
-hametahana logo amin'ny fiara sns...
-hazo sns...🪵
-vy ✂️
-plastique 📐📏

💥Tena miraikitra be
3m ny alavany
épaisseur 3mm

Afaka manao Livraison

⛔⛔PS: fafana tsara iala aloha ny vovoka amin'ny rindrina vao apetaka !

Prix : 12.000Ar au lieu de 15.000ar koa araraoty ary e
Contact:034.43.453.27/032.21.845.79
adhesif double face adhesive double face adhesif double face

Address

Rn1
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rova store MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share