Ny Tsiky nao

Ny Tsiky nao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Tsiky nao, Marketing Agency, 0345038908, Antananarivo.

Fasana ngeza indrindra eto Madagasikara sy ny Océan Indien : misy rihana 4, misy climatiseur, videoprojecteur, Terrain s...
29/09/2023

Fasana ngeza indrindra eto Madagasikara sy ny Océan Indien : misy rihana 4,
misy climatiseur,
videoprojecteur,
Terrain synthétique foot a 4
Gallodrome
Velodrome
Helipad
Mini golf
piscine intérieure chauffante,
Telepherique
Spa
salle de coiffure,
cuisine équipée,
whirlpool bath
wifi illimité
Netflix
ary garage mahazaka fiara corbillard telo ary mahazaka razana 1.701.

Any Ambositra no ahitana ity fasana ity, mirefy 60 metatra tora-droa, rihana 2, ary mahazaka razana 1.701 isa raha ny nambaran'ny fianakaviana tompom-pasana. Anisany fasana goavana indrindra eto Madagasikara izy ity, eo amin'ny 700 tapitrisa ariary eo ny teti-bidiny nanaovana azy raha ny tombatombana lany tamin'ny nanorenana azy.
Saika hilatsaka ho fidiana fa naleo nanao fasana
Maçon roapolo
Manoeuvres 43
Ciments : 1230 sacs
Moellons : 56.789.000 isa
Fasika : 12 camions 1621
Rano : 45678 bariaka

Bois ronds : 145.789
Fantsika : pointe 100 : 5778028. Pointe tôle 7865566

29/09/2023

Address

0345038908
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Tsiky nao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share