13/09/2025
✨ Godrogodro miavaka, tsiro tsy manam-paharoa! ✨
🍮 Godrogodro à la Vanille – mamy, malefaka, manintona e! 😋
Zay tia mi-snack sy mankafy tsiro natoraly?
Aza miandry ela – ity ilay "classic gasy" nahazo upgrade 😍
📍 Vita 100% amin’ny tanana
🌱 Tsy misy akora simika
🔥 Mora laniana, tsy mavesatra
🎉 Tena mety amin’ny lanonana, fikaonan-doha, na dia fika kely @ asa aza
📩 Alefaso fotsiny ny DM raha hividy📞0348400336
🚚 Livraison? Manerana an'i Mada