11/11/2023
Izara astuce momban'n volo ah androan💃, somary lava2 kely😅
Ny zavatra ilaina
- Tongolo
- Tantely
- Akondro
- Menaka (huil coco no nampiasaikou)
- Vitamine E
- Ravina goavy
- Champoing (zay fampiasa nareo fa ataov sans sulfate ftsn)
Ny nanaovakou ny ahy no ho zaraikou eto satria nahitakou vokatra de mba mizara ah😅💖.
Alohan anasakou loha de ny alina n'iny ah de ataok bain d'huil aloha n voloko ( asikou menaka & Vitamine E ). Arahakou massage 5mn mba ampisokatra tsara n masikoditra idiran'n menaka. Vita zay de ataok anaty bonet satin de oentikou matory🌃.
Ny maraina vo mifoha ah de maka tongolo zay tina de tetehakou majinika de mixekou , afak rapena kou de ( afaka asina vahona eto ho an'zay mazaka) nenah tsy asikou mankou fa tsy mazaka lasa maina be le izy😅,, de avy mixena de alaina n ranony,, maka lamba manify de fihazana ,,, araraka @ odidoha de alaina somary kely2 ilay volo mahazo tsara daoly ny loha😊... Fonosina ndray de avela ao adiny 1.
Vita n 1h de sasana @ savony & Champoing n loha, ilay Champoing ny ahy asikou Vitamine E,,, rehefa madio tsara n loha alaina n akondro & Tantely de afangaro de osorana volo madio ajanona 1h indray de kobanina avy eo. Somary miraikitra kelg n volo akondro fa mila kobanina tsrara dia ilay rano farany anakobanina in atao ranona ravingoavy.
Izay n ahy,,, somary lava2 sad mila maka fotoana tsara manao azy fa tena nahitakou vokatra nalaky be io. 💖😋
Bonne weekend à vous😊