24/08/2023
🧸Oio ndeha hianatra izahay 🧸
Miaraka amin'ireto étiquette autocollant mahafatifaty 😍ireto, afaka apetaka amin'ny cahier sy ireo fitaovana hafa (crayon de couleur, stylos, règle, peinture, sns ...)
🎀Ho faly sy hazoto hianatra ny kilonga
🎀Ho afa-pahasahiranana ny ray aman-dreny
🎀Hiavaka ireo fitaovan'ny ankizy misy ny anarany manokana sy ny kilasy ary indrindra miaraka amin'ny dessin animé tena tiany 😍
🎀 Mora ampiasaina, tsy mandoto tanana amin'ny colle intsony fa tonga dia apetaka fotsiny sady vetivety dia vita 😊
📢 Pack autocollant cahier et fournitures: 10 000 ar (20pcs pour protège cahier + 40pcs pour autres fournitures )📢
♣️Pour filles: Barbie, reine des neiges, princesse sofia, blackpink, masha et michka, monster high, moana, ladybug, hello kitty, stella, panda, peppa pig, licorne, fée clochette, minnie, .....
♣️Pour garçons: Flash mc queen, spiderman, sonic, baby boss, mario, bob l'éponge, jerry, minion, batman, mickey, ben10, naruto, super wings, pat patrouille, bts, lego, astronaute, dinosaure, toy story, pyjamask, .....
♦️Vonjivonjeo dieny zao ary ny commande fa vetivety dia tonga ny rentrée an! Iray andro aorian'ny commande ny fahavitany ka aza tara ary 😘
📢Mp izay liana ooo 😍