Ndao hijery vakibal

Ndao hijery vakibal Mivarotra kiraro sy sac friperie
BESARETY ARRÊT BUS AMBODIMANGA
📞0383637385
🚵Manao livraison sy mandefa any am faritra
❤️mandefa en gros sy en détail

27/09/2026

Ao aloa Zay commentaire tsara vintana rampitso mahazo 20.000ar fa ela2 Zay
bn8 Malala a 😘

27/09/2026

ARRIVAGE Malala a ☺️
Dispo any am boutique rampitso reo a 🥰
Besarety arrêt bus ambodimanga no misy anay 😘

25/09/2026

Live destockage isika a 14h🥰
Tout doit disparaitre ka aza tara fa prix mora lotra

20/09/2026

Merci antsika rehetra nanaraka sy nanjifa tamin'ny live 💞. Rahampitso ny livraison a,payement faritra alefa maraina🥰

Coucou malala . Misy live destockage isika a 13h 🤎Prix impossible🤣🤣💞
20/09/2026

Coucou malala . Misy live destockage isika a 13h 🤎
Prix impossible🤣🤣💞

Cc Malala a ☺️Manomana Zavatra tsara oanareo ndray zahay a🥰Inona ary o?Zay mahay mahazo fond de depart ndray Raha Tonga ...
19/09/2026

Cc Malala a ☺️
Manomana Zavatra tsara oanareo ndray zahay a🥰
Inona ary o?
Zay mahay mahazo fond de depart ndray Raha Tonga ny fotoana❤️
Com's Ary e 😘

15/09/2026

Live arrivage ooooo
80.000ar daholo
Contact et lieu alefa mp

13/09/2026

ARRIVAGE
Dispo ao am boutique manomboka rampitso reo Malala a ☺️
Tongava maraina dia mahazo ny tsara e 😘

11/09/2026

Otrizao ne Ilay b***e Malala e ☺️
misy b***e Telo sisa dispo ao oanizay haka a🥰
oanizay haka detail dia arrivage tsika lundi
fa io aloa misy arrivage fa abonné-o ny pejiny 😘

Cc Malala a ☺️Reo ndray no tsara vintana a!bnjrné Malala a 😘
10/09/2026

Cc Malala a ☺️
Reo ndray no tsara vintana a!
bnjrné Malala a 😘

Address

Besarety
Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao hijery vakibal posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share