Agence de recrutement / Madagascar

Agence de recrutement / Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Agence de recrutement / Madagascar, Marketing Agency, Tsarahonenana, Antananarivo.

- Ny asa rehetra Dia azo antoka daholo.
- Asa voafantina sy azo antoka.
- 25.000ar ny asa iray ato aminay.
- miara miasa amin' ireo DRH-P amin' ireo orinasa maromaro.

TAMATAVECode   |   |   |   MP aingana ianao fa toerana mila vonjehina.nb: Tsy misy ny vola alohanao raha toa ka ianao no...
06/09/2026

TAMATAVE

Code | | |

MP aingana ianao fa toerana mila vonjehina.

nb: Tsy misy ny vola alohanao raha toa ka ianao no manatitra ny dossier anao.

   alefaso mp ny code mety aminao ary.alefaso aingana amin' ny EAMIL ary ny CV sy ny SARY LAVA anao, de aza adino ny Con...
02/09/2026



alefaso mp ny code mety aminao ary.
alefaso aingana amin' ny EAMIL ary ny CV sy ny SARY LAVA anao, de aza adino ny Contact fa misy miantso ianao.

nb: Fiaraha-miasa amin' ireo sekoly ao Mahajanga.

01/09/2026

Ho an' ireo andefa CV mpampianatra dia anio ny fotoana.
alefaso email: [email protected]

Gmail is email that’s intuitive, efficient, and useful. 15 GB of storage, less spam, and mobile access.

01/09/2026

Miasa mafy fa ny harene mila anao ye���

🚨🛍️ MITADY VENDEUSE – MAHAJANGA 🛍️🚨ALEFASO MP NY CODE HOE:   |  ✨ Mitady vendeuse hiasa amin'ny boutique izahay eto Maha...
25/07/2026

🚨🛍️ MITADY VENDEUSE – MAHAJANGA 🛍️🚨
ALEFASO MP NY CODE HOE: |

✨ Mitady vendeuse hiasa amin'ny boutique izahay eto Mahajanga! ✨
Raha tia mivarotra 🛒, sariaka 😊, ary tsy menatra miresaka eo anoloan'ny caméra 🎥 ianao, dia ity no fotoana mety ho anao! 💼🌟
📌 Asa atao :
📱 Manao LIVE amin'ny Facebook sy TikTok hivarotana vokatra
✅ Fepetra takiana :
👩 Vehivavy 18 taona no ho miakatra
📍 Monina eto Mahajanga (tsara raha akaiky ny toeram-piasana)

ALEFASO MP NY CODE HOE: |

24/07/2026

Hanao LIVE article scolaire eto amin' ny pejy ny Golden G by Tania tsy ho ela.

Fiaraha miasa amin' ny resaka varotra,
afaka ataon' ny rehetra ny miara miasa aminay amin' ny tahaka izany.

23/07/2026

Ho AVY eto tsy ho ela ny Live Fournitures scolaires (cartable, sns,...)
hiarahana amin' i Golden G by Tania .
PRIX MORA.
TINAO VE?

20/07/2026

🚨FISOLOKIANA🚨

Ny pejy iray ao Mahajanga dia maka rantin' Olona hafa ary manamparitaka izany ho tombotsoany.

maka sarin' ireo orinasa hafa ka mizara izany ho tahakin' ireo ankizy ao aminy.

mangataka MBA ho signalé -na ilay pejy "fausse identité" "usage de faux", satria manao Zavatra tsy amin' ny fahamarinana.

tahakan' ny hoe manao "publicité mensongère" izany.

maka sary tsy nahazahoana halalana AVY amin' ny tompony.

Mankasitraka Tompoko.





01/07/2026

Misy lien omenay ho an' ny olona 20 isa ao amin' ny Commentaire, Misy cadeau kely (fanandramana) ho an' ireo rehetra mpanaraka ny pejy.
Mirary soa ho an' ny rehetra izahay eto amin' ny pejy. ARM

30/06/2026

Iza ireo Ray sy Reny sahirana amin' ny fanaterana zaza rehefa mianatra?
Iza ilay mitady Kilasy Mandry ety amin' ny ville de Mahajanga?

SORATY:
CODE:

Address

Tsarahonenana
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agence de recrutement / Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share