Formation Professionnelle

Formation Professionnelle Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Formation Professionnelle, Namontana, Antananarivo.

Manana page ve ianao nefa tsy misy mpahita mihintsyArtiste ve ianao ka tianao  ny ho maro mpanarakaMpanao vente en ligne...
11/01/2024

Manana page ve ianao nefa tsy misy mpahita mihintsy
Artiste ve ianao ka tianao ny ho maro mpanaraka
Mpanao vente en ligne ve ianao nefa tsy mahalafo mihintsy
Maninona ny olona sasany manao anio vente en ligne io ho asa fivelomana nefa ianao zara raha mahazo tombony

Mahasoa anao ity
Ndao ianatra ary

Formation vente en ligne+formation boost page+carte visa
👉 Omenay Carte Visa Gratuite

Ny toerana anaovana ny formation dia eo Mahamasina,raha toa ka Liana ianao dia midira (message privé) fa omenay anao ao ilay toerana anaovana formation ,en salle io anh
Date: Samedi 13 Janvier 2024

Sarampianara Dia :10.000ar (any antoerana enao vao mandoha vola tompoko)

Misy formation à domicile :30.000ar
Misy formation en ligne :15.000ar

Mivarotra boky fampianarana boost page iany koa 20.000Ar (boky version papier) afaka manao livraison izahay

Tel:0340715287

AHOANA NY ATAO MBA HAZOHANA VOLA ETO AMIN'NY FACEBOOK?Izahay dia mikarakara FORMATION,                    (en salle) :ma...
08/10/2023

AHOANA NY ATAO MBA HAZOHANA VOLA ETO AMIN'NY FACEBOOK?

Izahay dia mikarakara FORMATION,
(en salle) :

marketing ET STRATÉGIE DE VENTE EN LIGNE sur Facebook

Ny Sabotsy 14 Octobre 2023 izao indray fotoanan-tsika amin'ny 08ora-12ora eto TANA(Mahamasina)

Rehefa avy manao ny formation ato amin'ny professionnel. ianao dia ianao mihintsy amin'izay no hanao Boost ny page-nao na ny publication anao. Tsy hiantehitra amin'ny hafa intsony.
Natao ho anao mpanakanto, olo-tsotra, orin'asa sy mpanao vente en ligne na vao manana fikasana anao izany ity fotoana ity
Ho atoro anao ao daholo ny :
✔️ Création de la page professionnel
✔️ regle de la booste
✔️ Boost page/publications
✔️ ciblage(toerana tianao ahita ilay pub-nao)
✔️ Technique de vente
✔️ message automatique,.
✔️ redaction professionnel
✔️ paiement en ligne

=>Izay 30 misoratra anarana mialoha eto amin'ny pejy dia ahazo Carte Visa Virtuelle sy support : VIDEO fampianarana feno.
=>ao ahorian'ny formation dia mbola manaraka anao faona izahay

Hampianatra ireo rehetra ireo izahay amin ny sarany mora indrindra ho an'antananarivo

Frais de formation :10.000 ar
Date: Samedi 14 Octobre 2023
Toerana: Mahamasina

=>fisoratana anarana:
Tsindriana ilay""envoyer un message"" eo amin ny sary dia mandefa ANARANA sy CONTACT ao amin ny mp na miantso ny 034 07 152 87 izay ho avy satria voafetra ho 50 no raisina
Izay 30 misoratra anarana voalohany mahazo carte visa gratuit fanaovana boost page sy achat en ligne

Manome formation en ligne na à domicile ho an ireo tsy afaka izahay ary mahazo carte visa koa
Frais en ligne: 9.000 ar
Frais à domicile : 30.000 ar (0 ar déplacement)

NB: Afaka manatona ny birao misy anay ihany koa ianao amin'ny fotoana mahamety anao

toerana misy ny birao:PARAKY/NAMOTANA
Contact: 034 07 152 87

AHOANA NY ATAO MBA HAZOHANA VOLA ETO AMIN'NY FACEBOOK?Izahay dia mikarakara FORMATION,                    (en salle) :ma...
19/09/2023

AHOANA NY ATAO MBA HAZOHANA VOLA ETO AMIN'NY FACEBOOK?

Izahay dia mikarakara FORMATION,
(en salle) :

marketing ET STRATÉGIE DE VENTE EN LIGNE sur Facebook

Ny Sabotsy 07 Octobre 2023 izao indray fotoanan-tsika amin'ny 08ora-12ora eto TANA(Mahamasina)

Rehefa avy manao ny formation ato amin'ny professionnel. ianao dia ianao mihintsy amin'izay no hanao Boost ny page-nao na ny publication anao. Tsy hiantehitra amin'ny hafa intsony.
Natao ho anao mpanakanto, olo-tsotra, orin'asa sy mpanao vente en ligne na vao manana fikasana anao izany ity fotoana ity
Ho atoro anao ao daholo ny :
✔️ Création de la page professionnel
✔️ regle de la booste
✔️ Boost page/publications
✔️ ciblage(toerana tianao ahita ilay pub-nao)
✔️ Technique de vente
✔️ message automatique,.
✔️ redaction professionnel
✔️ paiement en ligne

=>Izay 30 misoratra anarana mialoha eto amin'ny pejy dia ahazo Carte Visa Virtuelle sy support : VIDEO fampianarana feno.
=>ao ahorian'ny formation dia mbola manaraka anao faona izahay

Hampianatra ireo rehetra ireo izahay amin ny sarany mora indrindra ho an'antananarivo

Frais de formation :10.000 ar
Date: Samedi 07 Octobre 2023
Toerana: Mahamasina

=>fisoratana anarana:
Tsindriana ilay""envoyer un message"" eo amin ny sary dia mandefa ANARANA sy CONTACT ao amin ny mp na miantso ny 034 07 152 87 izay ho avy satria voafetra ho 50 no raisina
Izay 30 misoratra anarana voalohany mahazo carte visa gratuit fanaovana boost page sy achat en ligne

Manome formation en ligne na à domicile ho an ireo tsy afaka izahay ary mahazo carte visa koa
Frais en ligne: 90.000 ar
Frais à domicile : 30.000 ar (0 ar déplacement)

NB: Afaka manatona ny birao misy anay ihany koa ianao amin'ny fotoana mahamety anao

toerana misy ny birao:PARAKY/NAMOTANA
Contact: 034 07 152 87

AHOANA NY ATAO MBA HAZOHANA VOLA ETO AMIN'NY FACEBOOK?Izahay dia mikarakara FORMATION,                    (en salle) :ma...
10/09/2023

AHOANA NY ATAO MBA HAZOHANA VOLA ETO AMIN'NY FACEBOOK?

Izahay dia mikarakara FORMATION,
(en salle) :

marketing ET STRATÉGIE DE VENTE EN LIGNE sur Facebook

Ny Sabotsy 23 septembre 2023 izao indray fotoanan-tsika amin'ny 08ora-12ora eto TANA(Mahamasina)

Rehefa avy manao ny formation ato amin'ny professionnel. ianao dia ianao mihintsy amin'izay no hanao Boost ny page-nao na ny publication anao. Tsy hiantehitra amin'ny hafa intsony.
Natao ho anao mpanakanto, olo-tsotra, orin'asa sy mpanao vente en ligne na vao manana fikasana anao izany ity fotoana ity
Ho atoro anao ao daholo ny :
✔️ Création de la page professionnel
✔️ regle de la booste
✔️ Boost page/publications
✔️ ciblage(toerana tianao ahita ilay pub-nao)
✔️ Technique de vente
✔️ message automatique,.
✔️ redaction professionnel
✔️ paiement en ligne

=>Izay 30 misoratra anarana mialoha eto amin'ny pejy dia ahazo Carte Visa Virtuelle sy support : VIDEO fampianarana feno.
=>ao ahorian'ny formation dia mbola manaraka anao faona izahay

Hampianatra ireo rehetra ireo izahay amin ny sarany mora indrindra ho an'antananarivo

Frais de formation :10.000 ar
Date: 23 septembre 2023
Toerana: Mahamasina

=>fisoratana anarana:
Tsindriana ilay""envoyer un message"" eo amin ny sary dia mandefa ANARANA sy CONTACT ao amin ny mp na miantso ny 034 07 152 87 izay ho avy satria voafetra ho 50 no raisina
Izay 30 misoratra anarana voalohany mahazo carte visa gratuit fanaovana boost page sy achat en ligne

Manome formation en ligne na à domicile ho an ireo tsy afaka izahay ary mahazo carte visa koa
Frais en ligne: 90.000 ar
Frais à domicile : 30.000 ar (0 ar déplacement)

NB: Afaka manatona ny birao misy anay ihany koa ianao amin'ny fotoana mahamety anao

toerana misy ny birao:PARAKY/NAMOTANA
Contact: 034 07 152 87

Address

Namontana
Antananarivo

Telephone

+261340715287

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Formation Professionnelle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share