Particular course

Particular course Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Particular course, Marketing Agency, Lot 3 u 124 d, Antananarivo.

go
29/05/2026

go

TE AHAY TENY ANGLISY AO ANATINY FOTOANA FOHY VE IANAO ?

βœ… Mampiasa English tsotra / simple ( tsy Mila hoe anglais tsara be aloha )

Ex : A) who is your favorite singer : iza no mpihira Tena tianao
B ) my favorite singer is Agrad and you ?

Na ihany koa 😊

Ex : sorry I misunderstood you : azafady tsy azoko ny lazainao

Ex : can you repeat it : afaka averinao ve azafady ?

πŸ‘‰ Ny fahaizanao dia miankina @ fahazoana tsy ahay ianao raha tsy mahazo ary tsy mahazo ianao raha tsy manontany

CREATE HABITS

βœ… Ataovy Fahazana NY manontany @ teny anglisy

πŸ‘‰ Mihena ny TAHOTRA

πŸ‘‰ Lasa naturel

πŸ‘‰BETSAKA NO MBOLA AZO ZARAINA FA ARAO NY PEJY DIA ASIO COMMENTAIRE πŸ˜ŠπŸ’—

02/07/2024

COURS DES VACCANCE GRATUIT
FA BOKY NO VIDIANAπŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡¬πŸ‡§

06/06/2024

Hey πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡ΊπŸ‡Έ Aza adino ny mi s'abonne ity page ity fa hoavy ny fifampizarana ato

Address

Lot 3 U 124 D
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Particular course posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share