Chez Sih'Sih

Chez Sih'Sih Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Sih'Sih, Marketing Agency, 0325836422/0346471514, Antananarivo.

Coucou pelasoa ah🥰❣️Tena maro be tsy vovaly ny mp anareo dia aleo asiko pub mintsy 🥹🙏 Lany tanteraka aloha ny clogs atsi...
03/02/2026

Coucou pelasoa ah🥰❣️Tena maro be tsy vovaly ny mp anareo dia aleo asiko pub mintsy 🥹🙏 Lany tanteraka aloha ny clogs atsika fa mandefa pub eto za rehefa mahatonga arrivage tsika...kony ah🥰❣️
✅Ialana tsiny sahady ho an'ireo Mp tsy voavaly fa efa miezaka mamaly anareo iany za ato ambadika ato🙏🥹
✅ Mankasitraka anireo izay tonga dia niantso ihany koa💗
Mami be daoly nareo❣️🥰

Ito ny valin'ilay Jeux antsika ry Meilleur ah🥰❤️💗 Félicitations ho an'ilay nahazo❤️‍🔥🎊Ho an'izay ts nahazo kosa dia aza ...
27/01/2026

Ito ny valin'ilay Jeux antsika ry Meilleur ah🥰❤️💗 Félicitations ho an'ilay nahazo❤️‍🔥🎊
Ho an'izay ts nahazo kosa dia aza kivy fa mbola maro no hiarahatsika eto♥️

Rampitso no avokako eto ny valin ity lalao ity rafotsy ah♥️♥️
26/01/2026

Rampitso no avokako eto ny valin ity lalao ity rafotsy ah♥️♥️

❤️‍🔥 Cadeau bonne année ❤️‍🔥
Tsotra kely ny Conditions ah💞👍
✅Mila abonné @ page aloha enao
✅ Mentionné namana 5 mba hisabonne ny page tsika
✅Partageo any @ izay groupe misy anao fotsiny ity publication ity

Ny fisarihana atao tsika ny 27 janvier ♥️🥰ndao ary ilalao eh💞

Mbola misy ny fotoana ilalaovana ah❤️
19/01/2026

Mbola misy ny fotoana ilalaovana ah❤️

❤️‍🔥 Cadeau bonne année ❤️‍🔥
Tsotra kely ny Conditions ah💞👍
✅Mila abonné @ page aloha enao
✅ Mentionné namana 5 mba hisabonne ny page tsika
✅Partageo any @ izay groupe misy anao fotsiny ity publication ity

Ny fisarihana atao tsika ny 27 janvier ♥️🥰ndao ary ilalao eh💞

💞 Trousse façon LONGCHAMP 💞 Seulement à 5.000ar✅💌Mp pour réserver 💌 🚴 Livraison partout à Madagascar 🚴
15/01/2026

💞 Trousse façon LONGCHAMP 💞
Seulement à 5.000ar✅

💌Mp pour réserver 💌
🚴 Livraison partout à Madagascar 🚴

Iza aminareo ary no hahazo an'ilay talon frippe impeccable eh😅💞🙊🥰? Tsy handriko ery❤️♥️✅NB: afaka manao commentaires be ...
13/01/2026

Iza aminareo ary no hahazo an'ilay talon frippe impeccable eh😅💞🙊🥰? Tsy handriko ery❤️♥️
✅NB: afaka manao commentaires be dia be ny olona iray❤️‍🔥

❤️‍🔥 Cadeau bonne année ❤️‍🔥Tsotra kely ny Conditions ah💞👍✅Mila abonné @ page aloha enao✅ Mentionné namana 5 mba hisabon...
12/01/2026

❤️‍🔥 Cadeau bonne année ❤️‍🔥
Tsotra kely ny Conditions ah💞👍
✅Mila abonné @ page aloha enao
✅ Mentionné namana 5 mba hisabonne ny page tsika
✅Partageo any @ izay groupe misy anao fotsiny ity publication ity

Ny fisarihana atao tsika ny 27 janvier ♥️🥰ndao ary ilalao eh💞

Hello ♥️ Hiditra @ fanomezana cadeau ho an'izay olona actif indrindra @ izay ary za ah😁🤩😘Hein......(Commentaire,partage)
07/01/2026

Hello ♥️ Hiditra @ fanomezana cadeau ho an'izay olona actif indrindra @ izay ary za ah😁🤩😘Hein......(Commentaire,partage)

❗♥️Tonga @ izay izy ity ry nenikely ah❗❤️‼️CLOGS ‼️ ✅Prix lehibe : 30.000ar( Pt 36-37-38-39-40 )Couleur : beige , noir ,...
05/01/2026

❗♥️Tonga @ izay izy ity ry nenikely ah❗❤️

‼️CLOGS ‼️

✅Prix lehibe : 30.000ar
( Pt 36-37-38-39-40 )
Couleur : beige , noir , marron

✅Prix akizy : 20.000ar( Pt 24-25-26-27-28-29-30-31-32 chaussé petit )
Couleur : beige , marron

💌Mp pour réserver 💌
🚴 Livraison Tana , Province 🚴

‼️ ARRIVAGE ÉCOUTEUR BLUETOOTH ‼️Prix détail : 18.000arPrix de gros : 16.000ar (plus de 5)
05/01/2026

‼️ ARRIVAGE ÉCOUTEUR BLUETOOTH ‼️
Prix détail : 18.000ar
Prix de gros : 16.000ar (plus de 5)

🎊 BONNE ANNÉE 🎊Mirary taona feno fahasambarana,fahasalamana,fahatanjahana ho antsika rehetra ny tenako🥰♥️💗...Maro be ny ...
03/01/2026

🎊 BONNE ANNÉE 🎊

Mirary taona feno fahasambarana,fahasalamana,fahatanjahana ho antsika rehetra ny tenako🥰♥️💗...Maro be ny message nareo hoe " Misy Clogs ve?"🥰🥹

Dia hovaliko miaraka eto aloha hoe le 06 janvier isika no miverina mahatonga arrivage fa araho tsy tapako ny page tsika fa hizara zavatra mahasoa be ho anareo ny tenako♥️❤️

💼❤️‍🔥FENDY❤️‍🔥💼  Tonga dia vita ny réveillon @ ity🥰👌✅ Friperie impeccable ✅ Dimensions : 16-14-20cm💌Mp pour réserver 💌 🚴...
30/12/2025

💼❤️‍🔥FENDY❤️‍🔥💼
Tonga dia vita ny réveillon @ ity🥰👌

✅ Friperie impeccable
✅ Dimensions : 16-14-20cm

💌Mp pour réserver 💌
🚴 Livraison Tana et province 🚴

Address

0325836422/0346471514
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Sih'Sih posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share