11/12/2020
Tuto Boost😍
Promo Noël🥰
Araraoty fa 150 000ar monja izy izao fa tsy 200 000ar😊
Mampianatra anao hahay ny Boost ,sponsoring sy publicité eto amin'ny tambazotran-tsosialy izahay.
Ny fomba tsara indrindra mampandeha ny tsenanao no sady mora,tsy misy mpanelanelana intsony ( raha 8000ar/j manao boost dia lasa 4200ar monja).
3 ora ny fampianarana sady mahazo carte avy hatrany ianao hampiarana azy. Ny ouverture compte+ achat carte + hofan’ny carte 1 mois+ solde 10 000ar dia efa a la charge anay avokoa,efa compris anatin’ny fampianarana ihany koa ny fampiasana ny carte mazava ho azy.
Mahay ny fanaovana boost ianao, mahay ny fikafika rehetra,tsy ho tratra olana intsony toy ny hoe carte bloqués sns sns.
Support vidéo et word en cadeau.
Contact rapide 033 29 392 75 / 032 47 401 31 / 034 80 624 26
Magasin Andravoahangy ambony rue Paul Rafiringa à côté Hôtel Mercury
Tarif 150 000 Ariary inclus carte et support vidéo tuto (offre valable jusqu’au 6 Janvier 2021)