04/11/2023
Ilazana izay fianakaviana na mahalala an'i Raharimanana Angele. Milaza izy fa manana zanaka eny Ampasampito, Randrianarison Jean Claude izany no zanany. Nambarany fa avy any Toamasina izy nitsabo tena tany Moramanga , nilaza ho nanaraka traitement eto Antananarivo. Teo Avaradoha izy no nitoloko ary tsy tsaroany ny fonenany. Randrianarison Nathalie ny zanany vavy Iangaviana hiantso 034 03 615 11/ 034 58 622 78
Mba amparitaho azafady