07/01/2024
Raha mpanao vente en ligne ianao dia azahoana client betsaka kokoa ny mahafehy ireto
_boost page( publicité en ligne )
_page professionnel( boutique en ligne)
_ciblage avancé ( izay olona intéressé no mahita ilay publication
_paiement en ligne
_redaction professionnel
_marketing
Hampianatra ireo rehetra ireo izahayamin ny sarany mora indrindra ho an'antananarivo
Frais de formation :10.000 ar
Date: 13 janvier 2024
Toerana: Mahamasina akaikin'ny epp antanimbarinandriana
Tsindriana ilay "envoyer un message" eo amin ny sary dia mandefa anarana sy contact ao amin ny mp na miantso ny 034 61 772 76 izay ho avy satria voafetra ho no horaisina
Izay 10 misoratra anarana voalohany mahazo carte visa gratuit fanaovana boost page sy achat en ligne
Manome formation en ligne na à domicile ho an ireo tsy afaka izahay ary mahazo carte visa koa raha ao anatin ilay 10 misoratra anarana voalohany
Frais en ligne: 9.000 ar
Frais à domicile : 30.000 ar (0 ar déplacement)
Contact: 034 61 772 76