21/10/2025
🔥📱 FACTURE PRO – ilay appli hanampy anao hifehy ny vola miditra sy mivoaka! 💰💪
💼 Raha mpandraharaha, mpivarotra, na freelancer ianao — ity no fitaovana natao ho anao!
Tsy mila ordinateur intsony fa amin'ny téléphone dia vita sady tsotra kely! 😍
👇 Ireto ny mampiavaka azy 👇
✨ 1️⃣ Mamoròna faktiora ao anatin’ny minitra vitsy!
Tsindrio fotsiny ny bokotra “+” ➕ dia ampidiro ny mombamomba ny mpanjifa, entana, vidiny… dia vita ny kajy! ✅
🎨 2️⃣ Afaka manamboatra endrika pro araka ny sitraponao!
Safidio ny loko, sticker, tampon, lohateny, na sary afara — ataovy miavaka toy ny marikao manokana! 🌈🖋️
📊 3️⃣ Mahita avy hatrany ny vola miditra sy mivoaka!
Tabilao mazava sy manintona, miaraka amin’ny “solde” sy “statistiques”
💾 4️⃣ Afaka mitahiry modèle!
Tsy mila mamerina manamboatra hatrany am-boalohany foana — tehirizo ny modèle-nao dia avereno ampiasaina amin’ny faktiora vaovao 💡
📤 5️⃣ Zarao amin’ny WhatsApp, mail, na Messenger!
PDF, azo alefa amin’ny mpanjifa amin’ny tsindry iray monja ✉️📎
🚀 6️⃣ Mety amin’ny asa rehetra!
Ho an’ny mpanao asa tanana, mpivarotra, restaurant, atelier, na orinasa
💬 Raha mbola tsy nampiasa azy ianao, dia andramo izao dia ho hitanao ny fahasamihafana!
📲 Alaivo maimaimpoana ny Facture Pro ao amin’ny Playstore 👇
🔗 Ny rohy dia ao amin’ny “Commentaires”
💥 Ataovy pro ny fandraharahanao! 💥