21/08/2026
Tsy mety mahalafo mihintsy ianao ? 😭
Matetika, tsy ny produit no olana fa ny STRATÉGIE MARKETING.
❌ Manao Boost fotsiny nefa tsy misy stratégie
Ny Boost dia tsy miracle. Raha tsy tsara ny contenu sy ny stratégie, mety ho olona maro no mahita ilay publicité… nefa tsy misy mividy.
❌ Publication tsy mampisy confiance
Tsy ampy ny témoignages, preuves, résultats na démonstrations ka mbola misalasala hividy ny olona.
❌ Ny concurrent anao mitovy produits anao. Tsy misy zavatra mampiavaka na avantage.
..
Vakio katramin'ny farany fa ao @ commentaire ny STRATÉGIE rehetra 🙂