Lyn'ah tee-shirt personnalisé

Lyn'ah tee-shirt personnalisé Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lyn'ah tee-shirt personnalisé, Marketing Agency, Antananarivo.

Tshirt boutonné.👕Afaka anaovana mihaja. Tenue  cool. Tenue tsotra.Presque misy ny couleur rehetra.Misy taille rehetra230...
10/12/2023

Tshirt boutonné.👕
Afaka anaovana mihaja. Tenue cool. Tenue tsotra.

Presque misy ny couleur rehetra.
Misy taille rehetra

23000ar

Afaka mandefa faritra (Afaka miara miasa raha mbola ivarotra)
Ny prix de gros +10pcs

misy ilay condition de vente io mila vakiana kely io ambany io ny lien, karazana fepetra sy sécurité kely. Tokony ts ampiova zavatra fa ny hatsaran'ny kalitao an'ny entana foana no tanjona
https://www.facebook.com/100004497963628/posts/2707762532716986/?app=fbl

0349159783 na mandefasa MP

👕👕👕👕Tee-shirt personnalisé 👕👕👕👕 Izahay dia mandray commande momban'ny personnalisation tee-shirt✅Prix a partir de 21 000...
05/12/2023

👕👕👕👕Tee-shirt personnalisé 👕👕👕👕
Izahay dia mandray commande momban'ny personnalisation tee-shirt

✅Prix a partir de 21 000ar
✅ Qualité tena tsara

Alefaso ny. Commande fa raisinay avy Hatrany, Tongava mp na antsoy ny
0349159783

misy ilay condition de vente io mila vakiana kely io ambany io ny lien, karazana fepetra sy sécurité kely. Tokony ts ampiova zavatra fa ny hatsaran'ny kalitao an'ny entana foana no tanjona
https://www.facebook.com/100004497963628/posts/2707762532716986/?app=fbl

Mitohy hatrany ny fanaovana  impression    🟤TEE SHIRT 🟤SURVETEMENT 🟤 TENUE DE SPORT  👉MANDRAY COMMANDE   PROPAGANDE   AS...
01/12/2023

Mitohy hatrany ny fanaovana impression
🟤TEE SHIRT
🟤SURVETEMENT
🟤 TENUE DE SPORT
👉MANDRAY COMMANDE
PROPAGANDE
ASSOCIATION
FESTIVAL
ECOLE
EGLISE
🟤 Qualité tena tsara
🟤 prix à partir de 21 000ar
Antsoy ary ny laharana0349159783
Na sur mp raha Liana ianao

01/12/2023

🔰Fepetra eo amin'ny varotra Mpitia Personnalisation
1-Rehefa tapakevitra hividy entana ny mpanjifa dia mila mandefa avance 50% an'ny totaly ny commande atao.
2-Ny fanaterana ny entana dia andoavambola avokoa (toerana fakana entana izay tsy handoavambola : sabotsy namehana sa isoraka)
3- Rehefa vita ilay commande dia hefain'ny mpanjifa ny ambin'ny totaly
4-Iangaviana mba hanome Numero Mandeha sy tratra antso ny mpanjifa mba hampirindra ny fifandraisana (tsy afaka mandray commande amin'ny compte Fake izahay) Raha andefa commande dia amin'ny compte mazava sy aradala ny manao izany . ⛔️⛔️

Noho ny fisian'ny fanambàna sy tsy fifanajana eto amin'ny tambazotra dia nasina izao fepetram-barotra izao.
‼️‼️⛔️

Misaotra antsika rehetra.

Send a message to learn more

🔰Conditions de vente Mpitia Personnalisation👕😊1- Une fois que les commandes sont confirmées, les clients sont priés de v...
01/12/2023

🔰Conditions de vente Mpitia Personnalisation👕😊
1- Une fois que les commandes sont confirmées, les clients sont priés de verser un acompte représentant un engagement minimum de 50% du montant total de la commande.
2- Tous les déplacements et livraisons sont payants, à l'exception des lieux suivants : Sabotsy Namehana et Isoraka, qui sont des points de récupération des produits.
3- Une fois la production et la livraison terminées, le client est tenu de régler le solde restant.
4- Il est obligatoire de fournir un contact à jour et joignable (restriction/annulation de commande pour les comptes fake).⛔️⛔️

Suite à des incidents d'escroquerie, nous sommes contraints d'établir ces règlements.‼️‼️⛔️

This version of Facebook uses less data and works in all network conditions.

⚡⚡ tee-shirt personnalisé ⚡⚡👕👕Mametaka soratra na sary izay tinao👕👕Reo misy exemple mafatifaty kely🥰🥰✨ avec un prix ador...
30/11/2023

⚡⚡ tee-shirt personnalisé ⚡⚡
👕👕Mametaka soratra na sary izay tinao👕👕
Reo misy exemple mafatifaty kely🥰🥰
✨ avec un prix adorable à partir de 21000ar🥰
📌📌Tout type d'impression sur DTF

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lyn'ah tee-shirt personnalisé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share