04/12/2023
☺Miarahaba antsika mpanaraka ny page ato sahady🤝🏻✋🏻
Ireto ary ny vokatra antsika eu😋
Tsara marihina aloha fa ny produit amidy ato dia ara_pahasalamana tanteraka satria nahoana hoy ianao😊
Soja 100% natoraly tsy misy fangarony ny ѵѳkɑtʀɑ vokarin'ny Sѳciété S25 SOYA ɑtѳ..
@ karazany maro sy tsiro maro ihany koa izany ary tsy adino an☺ fa efa @ endriny vaovao be ihany koa😋😋
Izany natao dia ny mba hahafahan_tsika mianakavy misitraka sy mankafy azy.
Ireto avy ary izany tompoko✍🏻