Chic by Célia

Chic by Célia Torohevitra sy Kojakojan-jazakely

🥰🥰🥰🥰
12/09/2026

🥰🥰🥰🥰

❤️Coucou daholo les mamans🥰 Inona no fampiasanareo amin'ny tarehan'ilay harena kely rehefa tsy mahazaka fanala?? dexeryl...
24/07/2026

❤️Coucou daholo les mamans🥰 Inona no fampiasanareo amin'ny tarehan'ilay harena kely rehefa tsy mahazaka fanala?? dexeryl,huile coco.... 😘Mba zarao hoe❤️

Aza adino mi-abonné ny page a🥰

❤️🥰🥰❤️
13/07/2026

❤️🥰🥰❤️

Bonne journée daholo ohh 🥰🥰🥰
03/07/2026

Bonne journée daholo ohh 🥰🥰🥰

❤️Coucou daholo oh! elaela fa mbola sahirana nanadala any maman🥰Tena efa mangatsika be Ilay Andro e! Vao mahatsapa isika...
30/06/2026

❤️Coucou daholo oh! elaela fa mbola sahirana nanadala any maman🥰
Tena efa mangatsika be Ilay Andro e! Vao mahatsapa isika ray aman-dreny fa misy tsy metimety ny Zaza dia aleo Tonga dia manatona mitsabo avy hatrany❤️❤️❤️

Aza adino mi-abonné ny page a

❤️Bonne soirée daholo oh🥰
12/06/2026

❤️Bonne soirée daholo oh🥰

❤️Rehefa reradrerakan'ny tontolo andro iny Ilay harena kely dia afaka atao massage Kely Amin'ny huile coco na apandroana...
04/06/2026

❤️Rehefa reradrerakan'ny tontolo andro iny Ilay harena kely dia afaka atao massage Kely Amin'ny huile coco na apandroana amin'ny rano matimaty Kely ❤️ Matory tsara izy avy eo😘

Aza adino mi-abonné ny page oh❤️

❤️Coucou les mamans❤️Adi-hevitra be matetika Ilay hoe zazakely miotra! Misy ny sasany vao teraka mintsy dia  aoentina mp...
27/05/2026

❤️Coucou les mamans❤️
Adi-hevitra be matetika Ilay hoe zazakely miotra! Misy ny sasany vao teraka mintsy dia aoentina mpanotra ny zazakely mandrapa-lehibe azy mintsy (mapatanjaka azy iny a!)
Misy indray ireo misafidy ny tsy hitondra zazakely miotra mintsy (safidy ny raiamandreny)❤️ Samy manana ny safidiny mo ny raiman-dreny tsirairay amin'ny zanany fa andao hoe mba zarao amin'ny namantsika hoe nitondra Zaza niotra ve ianao sa tsia? inona no mety vokadratsiny ary inona ihany koa no tombontsoany?

Abonneo ny page a❤️

❤️😀Coucou daholo oh! Aza adino manome rano Ilay harena kely a❤️Abonneo ny page oh❤️🥰
24/05/2026

❤️😀Coucou daholo oh! Aza adino manome rano Ilay harena kely a❤️

Abonneo ny page oh❤️🥰

❤️Coucou daholo e! Rehefa le zazakely misy rivotra be iny maman de inona fikafika kely ataonareo??❤️Zarao amin'ny hafa a...
22/05/2026

❤️Coucou daholo e! Rehefa le zazakely misy rivotra be iny maman de inona fikafika kely ataonareo??❤️Zarao amin'ny hafa ary hoe!❤️
Aza adino mi-abonné ny page a🥰

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chic by Célia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share