Manaraka tendence

Manaraka tendence Tout accessoire tech eto ihanyCâble • Écouteur • Chargeur • HDMI
034 20 815 68

🔥 USB TO HDMI 3-IN-1 — CONNECTEZ VOTRE TÉLÉPHONE À LA TV ! 📱➡️📺Te hijery vidéo, film, Live, YouTube amin'ny écran lehibe...
27/08/2026

🔥 USB TO HDMI 3-IN-1 — CONNECTEZ VOTRE TÉLÉPHONE À LA TV ! 📱➡️📺

Te hijery vidéo, film, Live, YouTube amin'ny écran lehibe ve ianao? 😍
Ity USB to HDMI 3-en-1 ity no vahaolana mora sy pratique! ✅

✨ 3 connecteurs en 1 : 🔹 Lightning
🔹 Micro USB
🔹 Type-C

✅ Mora ampiasaina — Plug & Play
✅ Mateza sy pratique
✅ Image mazava tsara
✅ Mety amin'ny appareils compatibles
✅ Alefaso eny amin'ny TV ny contenu ao amin'ny téléphone-nao 🎬📺

📦 Produit scellé — sous carton
🚚 Afaka manao livraison
📩 MP na WhatsApp : 034 20 815 68

🔥 Aza miandry ela fa mety ho lany haingana !

❤️ Abonneo ny page ary
📲 Zarao amin'ny namanao mba hahitan'izay mila azy !

🔥 TONGA INDRAY NY RÉCEPTEUR BLUETOOTH ! 🔥🎶 Te hampiasa Bluetooth amin’ny mini-chaîne, ampli, voiture ve ianao? Ity no va...
27/08/2026

🔥 TONGA INDRAY NY RÉCEPTEUR BLUETOOTH ! 🔥

🎶 Te hampiasa Bluetooth amin’ny mini-chaîne, ampli, voiture ve ianao? Ity no vahaolana! 😎

📱 Ampifandraiso amin’ny téléphone-nao dia afaka mihaino mozika sans fil avy hatrany. 🎵

💰 PRIX : 10.000 Ar ihany !

📩 MP na WhatsApp : 034 20 815 68
✅ Afaka manao TEST
🚚 Afaka manao LIVRAISON

⚡ Vitsy ny stock, aza miandry ela !

👉 PARTAGEO ity publication ity mba hahitan’ny namanao koa! ❤️

🌙 Bonsoir à tous ! ❤️Mankasitraka indrindra anareo any amin’ny faritra sy eto Antananarivo ary ny manodidina izahay 🙏🥰Te...
26/08/2026

🌙 Bonsoir à tous ! ❤️

Mankasitraka indrindra anareo any amin’ny faritra sy eto Antananarivo ary ny manodidina izahay 🙏🥰
Tena mahafinaritra be ny retour sy ny fahatokisana omenareo anay hatrany. ❤️

Mirary soa ho anareo rehetra izahay! 🤝
Mbola vonona hatrany izahay hizara ny tsara indrindra ho anareo, ka aza misalasala mandefa MP na WhatsApp : 034 20 815 68 📲

🚚 Afaka manao livraison hatrany izahay, na aiza na aiza misy anao.

👉 Aboneo ny page
👉 Zarao amin’ny namanao
❤️ Misaotra amin’ny fahatokisana hatrany!

🚨 USB DONGLE BLUETOOTH 5.0 🚨Tsy manana Bluetooth ve ny souris, laptop na ordinateur-nao? 😎💻🖱️👉 Ity USB Dongle Bluetooth ...
26/08/2026

🚨 USB DONGLE BLUETOOTH 5.0 🚨

Tsy manana Bluetooth ve ny souris, laptop na ordinateur-nao? 😎💻🖱️

👉 Ity USB Dongle Bluetooth 5.0 ity no vahaolana ho anao!
🔊 Son mazava sy madio
⚡ Connexion stable sy tsara
💻 Mety amin'ny Laptop • Ordinateur • Souris • Casque • Clavier sy périphériques Bluetooth hafa.

🔥 PRIX PROMO : 10.000 Ar fotsiny! 🔥

Aza miandry intsony 😍
📲 MP na WhatsApp : 034 20 915 68

🚚 Afaka manao livraison ihany koa!

❤️ Aza adino ny mizara amin'ny namana ity promo be ity🔥

🔥 ARRIVAGE ANDROID TV 4K — PROMO BE! 🔥Ilay Android TV tena tadiavinao mihitsy ity 😍📺✨ Haute qualité 4K Ultra HD✨ Chromec...
25/08/2026

🔥 ARRIVAGE ANDROID TV 4K — PROMO BE! 🔥

Ilay Android TV tena tadiavinao mihitsy ity 😍📺
✨ Haute qualité 4K Ultra HD
✨ Chromecast intégré
✨ Google Play + Assistant
✨ Télécommande + accessoires complets
✨ Wi-Fi rapide
✨ Mora apetraka sy mora ampiasaina
✨ Mety amin'ny TV tsotra rehetra — avadiho ho SMART TV ny TV-nao! 🚀

💥 PRIX PROMOTION : 170.000 Ar fotsiny! 💥

📦 Sous carton — Scellé
⚠️ Vitsy be ny stock, ka mora lany!

📲 MP na WhatsApp : 034 20 815 68
🚚 Afaka manao livraison manerana ny Nosy 🇲🇬

👉 Aza miandry ela fa vonjeo dieny izao ny anjaranao! 🔥
❤️ Abonneo ny page ary zarao amin'ny namana mba hahita koa!

Bonsoir à tous ❤️‍🔥Misy ARRIVAGE SURPRISE BE ho avy ato aminay 😍🔥Ary ny prix dia tena PRIX CADEAU BE mihitsy 🎁💥Araho tsa...
25/08/2026

Bonsoir à tous ❤️‍🔥

Misy ARRIVAGE SURPRISE BE ho avy ato aminay 😍🔥
Ary ny prix dia tena PRIX CADEAU BE mihitsy 🎁💥

Araho tsara ny page fa tsy ho ela dia hivoaka 👀🔥

Mirary soa ho anareo rehetra ❤️🙏

🔥 CHARGEUR INTELLIGENT 12V 🔋⚡Ity indray ilay chargeur 12V intelligent 💯Rehefa feno tsara ny batterie, dia mijanona ho az...
25/08/2026

🔥 CHARGEUR INTELLIGENT 12V 🔋⚡

Ity indray ilay chargeur 12V intelligent 💯
Rehefa feno tsara ny batterie, dia mijanona ho azy ilay chargeur ✅ ka manampy hiaro ny batterie amin’ny surcharge.

✨ Avantage-ny : ✅ Mety amin’ny batterie 12V maro ✅ Tsy mora manimba batterie ✅ Mijanona ho azy rehefa feno ✅ Charge rapide ⚡ ✅ Tsy mora simba, mateza ✅ Vita tsara & vaovao sous carton (scellé) 📦

🔥 PRIX UNIQUE : 50.000 Ar 🔥

⚠️ Vitsy2 sisa no misy, ka aza miandry ela!

📲 MP na WhatsApp : 034 20 815 68

🚚 Afaka manao livraison manerana an’i Madagasikara 🇲🇬

👉 Aboneo ny page ary zarao amin’ny namanao mba tsy ho tara! ❤️

Ho anao izay mitady POWER BANK   🔋📱, ity indray ny tolotra miavaka eto aminay! 🔥✅ Mety amin’ny smartphone maro ✅ Charge ...
24/08/2026

Ho anao izay mitady POWER BANK 🔋📱, ity indray ny tolotra miavaka eto aminay! 🔥

✅ Mety amin’ny smartphone maro ✅ Charge pratique sy mora ampiasaina ✅ Mateza, natao haharitra ✅ Produit scellé (sous carton) 📦

💰 PRIX PROMO : 45.000 Ar ihany! 🔥

🚚 Afaka manao livraison

📲 Commande : MP na WhatsApp 034 20 815 68 Alefaso avy hatrany ny commande + JP/Lieu + contact dia hifandraisanay aminao.

👉 Abonneo ny page ❤️
👉 Partageo amin’ny namana mba tsy ho tara amin’ity offre ity! 🔥

23/08/2026

Bonsoir…

Mirary alahady sy tontolo mafinaritra ho anao zahay💯🙏

🔥 TIANAO IVATANA ENY AMIN’NY TV ANAO VE IZAY ATAONAO AMIN’NY PHONE? 📱➡️📺👉 Ity AnyCast M12 Plus ity no vahaolana ho anao!...
21/08/2026

🔥 TIANAO IVATANA ENY AMIN’NY TV ANAO VE IZAY ATAONAO AMIN’NY PHONE? 📱➡️📺

👉 Ity AnyCast M12 Plus ity no vahaolana ho anao! 😍

✅ Mety amin’ny TV tsotra sy Smart TV
✅ Mety amin’ny phone maro be
✅ Afaka manao screen mirroring / partage écran 📱➡️📺
✅ Tsy mila connexion Internet 🌐❌
✅ Afaka manao test alohan’ny hividianana

💥 PRIX PROMOTION : 45.000 Ar FOTSINY! 🔥🔥

📌 NB : Omenay video fanaovana installation ianao raha any amin’ny .
Raha eto Tanà kosa, afaka mampianatra anao mivantana izahay rehefa manao livraison. 😉

🚚 Livraison disponible
🧪 Test possible

📩 Mahaliana anao? Alefaso MP na WhatsApp: 📱 034 20 815 68

❤️ Aboneo ny page raha te hahita arrivage sy zavatra vaovao be toy izao foana ianao — tsara kalitao, nefa mora! 🔥

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manaraka tendence posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share