Agence de Livraison Rapide et Professionnel

Agence de Livraison Rapide et Professionnel Service ponctuel et rapide avec de garentie de vos colis.

Afaka tonga de miantso tompoko ✅0344340659✅0343873223
23/02/2026

Afaka tonga de miantso tompoko
✅0344340659
✅0343873223

🥲Sahirana mitady livreur ve enao? 🥲🥱Na koa oe mitady livreur atokisana, tsy manary entana no tsy manary vola? 🥱😌Izahay d...
05/11/2024

🥲Sahirana mitady livreur ve enao? 🥲
🥱Na koa oe mitady livreur atokisana, tsy manary entana no tsy manary vola? 🥱
😌Izahay dia vonona hanome fahafahampo anareo mpanjifa 🥰
🤫Afaka alainay any am misy anao ilay entana dia avy eo aterinay any am client-nao 🏃🇲🇬 afak ifampiresahana tsara izahay 🫶🏼

Contact : 034 43 406 59
Lieu: Behoririka Bâtiment NOUVEAUTÉS box 37

🤔 Tsy mahatoky livreur tsony?🤔😭Tsy manampotoana hanaovana livraison ?😭😄Na koa oe mbola hanomboka hanao vente en ligne ne...
01/11/2024

🤔 Tsy mahatoky livreur tsony?🤔
😭Tsy manampotoana hanaovana livraison ?😭
😄Na koa oe mbola hanomboka hanao vente en ligne nefa tsy manana livreur ?
😱 Mitady livreur matotra? 😱

tompoko de vonona hanome fahafahampo anareo 😍

Maka sy manatitra ny entanareo izahay, livraison à partir de 3000Ariary 😲 azo antoka no sady azo itokisana tsara na resaka entana na resaka versement 🥰 efa betsaka ny afapo fa enao sisa no andrasana🥲

Lieu : Behoririka Bâtiment NOUVEAUTÉS box 37
Contact : 034 43 406 59

Félicitations Pris'cah Nomenjanaharyizy zany nahazo point Ambony ndrindra mahazo ilay Portefeuille Mitohy fona ny lalaon...
29/10/2024

Félicitations Pris'cah Nomenjanahary
izy zany nahazo point Ambony ndrindra mahazo ilay Portefeuille
Mitohy fona ny lalaontsika

  manaraka💰Portefeuille 1💰asina ilay versment ny livraison ndray ny 🎁loka🎁 eto anConditions izay betsaka point amty sema...
21/10/2024

manaraka
💰Portefeuille 1💰asina ilay versment ny livraison ndray ny 🎁loka🎁 eto an
Conditions izay betsaka point amty semain ty mahazo azy Lundi ny valiny mivoka,ny ahazahoana ilay point 👍❤️J'aime pub,✅partage, ☺️identification page, 🌿commentaire
Identifieo fona ilay namana mila livreur
ndao ary hilalao🤩🤩🤩🤩

21/10/2024

Félicitations Nämbïn Tsõä Izy ary no voasarika tamin'ilay Jeux
Aza miala fa mbola mitohy fona ny Lalao an

  🌿🌿kely ndray ty an🌿🌿Loka: Parapluie  ☔☂️Lundi🤩 mivoka ny valiny lalao🤩Identifieo alo le namana manao 💪vente en ligne💪 ...
17/10/2024

🌿🌿kely ndray ty an🌿🌿
Loka: Parapluie ☔☂️
Lundi🤩 mivoka ny valiny lalao🤩
Identifieo alo le namana manao 💪vente en ligne💪 sy 💪manana magasin💪 reny
Rhf avy maka entana ety Behoririka de aterina ato aminay livrenay😊😊
Merci Soft GlamourSoft Glamouroka🎁🎁
Behoririka bâtiment nouveauté 2eme étage box 37

15/08/2024

Salama daholo tompoko!
Manao recrutement livreur izahay!
Critère:
+18ans
Mahay miteny francais
Mahafehy bicyclette
Malalaka manomboka Alatsinainy-sabotsy(7h-17h)
Mahay miara-miasa @ olona.
Dossier ilaina.
Minimun bepc
Mila CIN
+Certificat de residence.
Demande d'emploi.
Contact en Mp ou
034 38 732 23
034 43 406 59

26/06/2024

Tratra ny Asaramanitra daholo o😍
Tsy miasa izahay raha tsy ny Alatsinainy indray
Mirary fety sambatra hoantsika rht

Mizara trajet😊Eto ilay fandaminana miaraka amin'ilay teny kely hoe tsimaintsy vita daholo reto🤩🤩
12/06/2024

Mizara trajet😊
Eto ilay fandaminana miaraka amin'ilay teny kely hoe tsimaintsy vita daholo reto🤩🤩

Address

Behoririka
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:30 - 16:30

Telephone

+261343873223

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agence de Livraison Rapide et Professionnel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Agence de Livraison Rapide et Professionnel:

Share