Gasy Papers

Gasy Papers Vente de papiers, cartons et emballages de qualité à prix abordable. Disponible en gros et détail 📦📦📦

17/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Zo Hasina, Whatney Ricsolofoson, Sabriyah Cléo Sabe

Salama eee😀😀😀Ndao hiaraka anomana fidiram- pianatra miaraka @ nay e😉🥰😻Ireto indray aza ny arrivage vaovao antsika an😎✨ M...
16/06/2026

Salama eee😀😀😀
Ndao hiaraka anomana fidiram- pianatra miaraka @ nay e😉🥰😻
Ireto indray aza ny arrivage vaovao antsika an😎
✨ Marques 4 couleurs différentes pour tableau blanc
✨Colle ULTRA WOODFIX (mety ametahana taratasy, carton, hazo,...)
✨Scootch
✨Boky VOLAMENA
✨ Registre RECETTES ET DÉPENSES
✨ Enveloppe vita Gasy (non autocollant)
✨ Enveloppe C6 voilà
✨ Facture GM - PM
✨ Tableau blanc double face
✨ Cartable portr documents
✨ Marques PERMANENT 4 couleurs
✨ Planisphère alphabétique
✨ Emballage blanc 80gr
✨ Papier mousse A3-A4
✨ Papier carton blanc
✨ Papier carton en couleur (doré, argenté, noir)
Ahitanao ireo karazana - pianatra maro samihafa iany koa ato @ nay😍
🌟 Zay mividy rehetra ato aminay dia omenay suprise avokoa an🥳 + 😋😋
🎊Koa aiza ndray aza no ahitana otrzany e, manasa anao anjifa ato @ PAPERS🎉

Koa raha mahaliana anao aza dia aza misalasala mandefa Mp 📩 na miantso ny laharana 0325365600 na 0349967329☎️

Izahay iany koa dia manao livraison tana ary mandefa any @ faritra ho anareo alavitra🚛🚛🚛

10/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lalami Ras, ʚʬ Nasolonjanahary ʬɞ, Tsiory Ranarivelo, Rouksar Fatema, Alexandre Annie Michela, Patrick Ratsimbazafy, Richard Harjun, Decoration Anjarako, Rm Sue, Miora Miy, Fitah's Ratovonih, Njara Herimalala, Holy Randri, Ju Lïa, Jenny Kerena

❄️🧥 TONGA NY RIRINA ❄️Arovy amin’ny hatsiaka ny zanakao miaraka amin’ireto DOUDOUNE ENFANT mafana sy tsara kalitao 😍👶👧🧒✨...
06/06/2026

❄️🧥 TONGA NY RIRINA ❄️
Arovy amin’ny hatsiaka ny zanakao miaraka amin’ireto DOUDOUNE ENFANT mafana sy tsara kalitao 😍👶👧🧒

✨ Mafana tsara
✨ Malefaka sady mahazo aina
✨ Mety ho an’ny ankizy lahy sy vavy
✨ Style tsara be sady lamaody 😎

💰 PRIX : 20.000Ar monja
⚠️ Stock voafetra ka aza tara fa mandeha be amin’izao andro mangatsiaka izao 🥶

📩 Midira anaty MP avy hatrany raha haka taille na hanao réservation ❤️

❌❌PAS PLUS DE 15.000AR- 4.000ar ❌❌🌻🌟Tonga ny ARRIVAGE # DOUDOUNE ENFANT SY   @ LAY MATEVINA TSARA DAHOLO AN🤩ALEFASO NY A...
06/06/2026

❌❌PAS PLUS DE 15.000AR- 4.000ar ❌❌

🌻🌟Tonga ny ARRIVAGE # DOUDOUNE ENFANT SY @ LAY MATEVINA TSARA DAHOLO AN🤩
ALEFASO NY AGE SY NY SEXE ZAZA DIA OMENA DETAILS 😍🌼🍂🍁🌾

📰✨ ARRIVAGE VAOVAO – EMBALLAGE JOURNAL ✨📰Tonga indray ny emballage journal kalitao, mety tsara ho an’ny fonosana rehetra...
05/06/2026

📰✨ ARRIVAGE VAOVAO – EMBALLAGE JOURNAL ✨📰
Tonga indray ny emballage journal kalitao, mety tsara ho an’ny fonosana rehetra 📦
Aza taraiky fa voafetra ny stock ❗
📐 Dimensions : 56 × 78 cm
💰 Vidiny :
➡️ 9.000 Ar / rouleau (45 pièces)
➡️ Gros (+ de 3 rouleaux) : 8.000 Ar
🔥 Mandalo hatrany ny mora, araraoty dieny mbola misy 🔥
📞 Contact : 034 99 673 29
🚚 Livraison eto Antananarivo
📦 Mandefa any amin’ny faritra ihany koa

✨Gasy Papers Fournitures-Ny Kalitao azo antonka. ny vidiny mirary🏆💯

❄️🧥 TONGA NY RIRINA ❄️Arovy amin’ny hatsiaka ny zanakao miaraka amin’ireto DOUDOUNE ENFANT mafana sy tsara kalitao 😍👶👧🧒✨...
03/06/2026

❄️🧥 TONGA NY RIRINA ❄️
Arovy amin’ny hatsiaka ny zanakao miaraka amin’ireto DOUDOUNE ENFANT mafana sy tsara kalitao 😍👶👧🧒

✨ Mafana tsara
✨ Malefaka sady mahazo aina
✨ Mety ho an’ny ankizy lahy sy vavy
✨ Style tsara be sady lamaody 😎

💰 PRIX : 15.000Ar monja
⚠️ Stock voafetra ka aza tara fa mandeha be amin’izao andro mangatsiaka izao 🥶

📩 Midira anaty MP avy hatrany raha haka taille na hanao réservation ❤️

Miarahaba eee😀😀 Efa miverina disponible ndray ny  # CARTON BLANC VERSO GRIS – Qualité Professionnelle 💯✔ Grammage : 350g...
03/06/2026

Miarahaba eee😀😀
Efa miverina disponible ndray ny # CARTON BLANC VERSO GRIS – Qualité Professionnelle 💯
✔ Grammage : 350gr — matevina tsara
✔ Dimensions : 100×80 cm — format lehibe & polyvalent
✔ Tena mety ho an’ny :
• Boîte gâteau 🍰
• Packaging artisanat 🎁
• Boîte kely & asa-tanana ✂️✨

Prix :
➡️ 3 000 Ar / feuille
➡️ 2 500 Ar / feuille raha maka +10 feuilles 😍

⚠️ STOCK LIMITÉ BE !
Koa aza tara aza , fa mandalo hatrany ny mora ee ! 😱🔥

🚚 Livraison rapide eto Tana
📦 Izahay iany koa dia mandefa any amin’ny faritra rehetra zay misy anao

📞 034 99 673 29
💬 Afaka mandefa MP raha mila commande na info fanampiny

✨Gasy Papers Fournitures-Ny Kalitao azo antonka. ny vidiny mirary🏆💯

03/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Heliatsoa Menjanahary, Olty Ra-Antsa, Roucksana Pieraly Goulamhoussen, Daniel Ralison, Philippe Mbolatiana Rakoto, Miharisoa Nomenjanahary, Fleur Assunta, Zaza Mahafatifaty, Nosy Tiako Madagasikara, Revelino Zerambay, Tiavina Kaydione, Lolitah Herinirina, Randimbiarison Niaina, Maman Ken's

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Papers posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share