01/10/2024
✅️Bourses à 50% ankizy 10 voalohany misoratra anarana
✅️Afaka manohy fianarana @ université partenaire à l'international
✅️Campus universitaire milamina
✅️Manampy @ fikarakarana ny VISA
✅️Facilité de paiement
✅️Fahafahana manohy fianarana (afaka master no atao aty, licence, na doctorat)
Raha mila fanazavana fanampiny tompoko dia manorata @ hafatra miafina na aza misalasala manontany eo @ commentaires fa vonona hanampy izahay tompoko