28/08/2026
✂️ FAMPIANARANA PETAKOFEHY ✂️
⁉️ Inona avy no hianarana ao anatin'ny formation broderie de bases⁉️
*Ireo fitaovana rehetra ilaina amin'ny tontolon'ny petakofehy
*Fomba fanaovana tahonjavatra :Pt de tige,Pt de chaînette
*Fomba fanaovana fleur
*Fomba famenoana motif iray: Point de Beauvais, Point passé plat, Plumetis, peinture à l'aiguille
*Point de noeud (na point mimosa hoy isika )
*Point de poste na ricoco
*Initiation amin'ny broderie 3D
*Ireo torohevitra ilaina eo amin'ny tontolon'ny petakofehy
🌺🌼Ireo rehetra ireo dia amin'ny sarany tena mirary 🌺🌼
*Saram-pianarana :35.000 ar(5000 ar réservation place, obligatoire ny réservation satria io no mi-valider ny inscription )
*Lieu de formation : Rasalama andravoangy ambony
*Date: Samedi 5 septembre & 12 septembre (Tsy maintsy in-2 sabotsy no mianatra fa izay vao vita ny point rehetra)
*Heure:9 h à 12 h
+261347408696
❌❌ Voafetra hatrany ny toerana ❌❌