12/08/2024
🇲🇬💢💢FORMATION PROFESSIONNELLE GLACE & SNACK💢💢 - Tarif Septembre 2024
Asa tsara sady be rendement ny fampianarana rehetra omeko anao. Azo ianteherana tsara sy mahaleotena raha mila vola haingana sy maharitra.
Misy module 5 ny formation omeko :
🌠Module 1 : Formation de base - GRAND COMPLET momba ny Glace TRADITIONNELLE
👉glace tsy mila ronono na sorbet
👉glace à base de blanc d'oeuf
👉glace à base de jaune d'oeuf
👉glace à base de poudre de glace
👉glace sy recette ho an'olona tsy manana sorbetière sy pétrin - vita @ akora tsotra sy mora hita.
Misy BONUS sy astuces miraradraraka zaraina ato, ahatonga anao hivelatra lavitra toy ny :
🎁Fanamboarana cornet
🎁Recette momba ny décoration intérieure sy extérieure
🎁Tabilao manokana momba ny voankazo sy ny fomba fikarakarana azy araka ny karazany avy, hampiakarana tsiro sy hanitra natoraly ny glace.
🎁Mianatra recette mifanaraka @ voankazo misy eny antsena 🥭🍓🍏🍇🍍🍑🍉🍎🍒🥝🍐🥑
🎁Hatoro anao avokoa ny toerana fividianan'entana sy fitaovana ilaina rehetra
🎁Glace @ sarety ho an'izay tsisy tsena
SARANY : 200000ar (raha en groupe) - fa 250000ar(raha mianadrery)
FAHARETANY : 3 andro manomboka @ 8ora sy sasany hatr@ 4ora sy sasany hariva
🌠Module 2 :
GLACE COMMERCIALE :
Na dia commerciale aza izy eto dia mbola be otrik'aina @ maha pro-bio sy natoraly ny singa ampiasaina.
🎁Mianatra parfum sy tsiro ary texture mifanaraka @ voankazo misy eny antsena 🥭🍓🍏🍇🍍🍑🍎🍒🥝🍐🥑
🎁Mianatra karazana recette marobe izay ahafahanao mivelatra lavitra miainga @ fangaro iray - azahoanao rendement be Dia be
🎁Mianatra décorations intérieures sy extérieures
🎁Guide sy montage @ décorations intérieures sy extérieures mba hiavaka ny vitrine-nao ary torolàlana maro
🍨🎁Pratique sy recette cornet
Astuces marobe hiraradraraka ato.
SARANY : 150000ar (raha en groupe) - 200000ar (raha solo)
FAHARETANY : 2 andro manomboka @ 8ora hatr@ 4ora sy sasany
🌠Module 3 :
ESQUIMAUX COMMERCIAL
🎁Ito ilay nendrasan'ny maro hoe aiza