Tianay SHOP II 034 40 422 22

Tianay SHOP II 034 40 422 22 GADGET ET OUTILLAGE VÉHICULE

🥰 𝐏𝐎𝐌𝐏𝐄 𝐀̀ 𝐏𝐈𝐄𝐃  Mora ampiasaina satria dia itsahana amin'ny tongotra fotsiny.. AFAKA MI POMPE PNEU MOTO , BISIKILETA , ...
11/09/2026

🥰 𝐏𝐎𝐌𝐏𝐄 𝐀̀ 𝐏𝐈𝐄𝐃

Mora ampiasaina satria dia itsahana amin'ny tongotra fotsiny.
. AFAKA MI POMPE PNEU MOTO , BISIKILETA , BAOLINA , BOUÉ , MATELAS SNS...
. Efa misy laguette kely miaraka aminy

💰 PRIX 20.000AR OU 100.000FMG 💰

𝐊𝐄𝐋𝐈𝐊𝐄𝐋𝐘 𝐌𝐎𝐑𝐀 𝐎𝐄𝐍𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐘 𝐀𝐍𝐓𝐎𝐍𝐎𝐍𝐀 𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐀𝐓𝐘 𝐊𝐈𝐓𝐀𝐏𝐎 👌

CONTACT : 034 40 422 22
034 40 309 06
033 91 222 22
032 94 403 21
034 69 925 86


. (ETO AMIN'NY ORDINATEUR)

🚚.Manao livraison TANA VILLE IZAHAY ARY MANDEFA ANY AMIN'NY FARITRA IHANY KOA

  🥰     👉DIA MANATSARA NY SÉCURITÉ ary manampy anao amin'ny fitehirizana zavatra SAROBIDY.👉VOAHARO TSARA ny vola , firav...
09/09/2026

🥰

👉DIA MANATSARA NY SÉCURITÉ ary manampy anao amin'ny fitehirizana zavatra SAROBIDY.

👉VOAHARO TSARA ny vola , firavaka sy izay
manan-danja tehirizina ao anatiny.

✅Misy code PIN na koa clé de priorité (double clé)

✅ Matière en ACIER MASSIF ÉPAIS , tena mafy tsara , qualité amin'ilay 👍

✅Dimension :170*230*170mm

CONTACT : 033 91 222 22 / 034 40 422 22

🚛 LIVRAISON POSSIBLE TANA VERS PROVINCE 🥰

  1200Nm – BATTERIE DOUBLE 88V 💥Mitady  fitaovana matanjaka sy haingana amin’ny asa vé ianao...? ..ity ny vahaolana : CL...
31/08/2026

1200Nm – BATTERIE DOUBLE 88V 💥
Mitady fitaovana matanjaka sy haingana amin’ny asa vé ianao...?

..ity ny vahaolana : CLÉ A CHOC PERCEUSE ET VISSEUSE 800Nm

⚡ PUISSANCE : 800 Nm

🔋 Batterie 88V × 2

Kit complet miaraka amin’ny accessoires

👉 Mety amin’ny fiara, moto, garage, mécanique ary bricolage

• Pratique • Sans fil

: 185.000Ar ou 925 000Fmg

LIEU: GALERIE MIALY BEHORIRIKA BOX 10 1 ER ÉTAGE (ETO AMIN'NY ORDINATEUR)

📞 CONTACT 033 91 222 22
034 69 925 86
034 40 309 06

✅ WhatsApp +261 34 40 422 22

🚛MANAO LIVRAISON ETO TANA IZAHAY ARY MANDEFA ANY FARITRA IHANY KOA 🥰

  800 Nm – BATTERIE DOUBLE 88V 💥💪 Mitady  fitaovana matanjaka sy haingana amin’ny asa vé ianao...? 🛠️ 👉ity ny vahaolana ...
25/08/2026

800 Nm – BATTERIE DOUBLE 88V 💥

💪 Mitady fitaovana matanjaka sy haingana amin’ny asa vé ianao...? 🛠️

👉ity ny vahaolana : CLÉ A CHOC PERCEUSE ET VISSEUSE 800Nm

⚡ PUISSANCE : 800 Nm

🔋 Batterie 88V × 2

🧰 Kit complet miaraka amin’ny accessoires

🚗 Mety amin’ny fiara, moto, garage, mécanique ary bricolage

• Pratique • Sans fil

: 185.000Ar ou 925 000Fmg

📍 GALERIE MIALY BEHORIRIKA BOX 10 1 ER ÉTAGE (ETO AMIN'NY ORDINATEUR)

📞 CONTACT 033 91 222 22
034 69 925 86

✅ WhatsApp +261 34 40 422 22

👉 Alefaso MP dieny izao na antsoy mivantana!

🛒 TIANAY SHOP II

🚛MANAO LIVRAISON ETO TANA IZAHAY ARY MANDEFA ANY FARITRA IHANY KOA 🥰

🚗✨ MINI ASPIRATEUR PORTABLE MULTIFONCTION 2 EN 1 CHARGEABLE 🔥Manadio haingana ny ao anaty FIARA , BUREAU , CLAVIER , CAN...
06/08/2026

🚗✨ MINI ASPIRATEUR PORTABLE MULTIFONCTION 2 EN 1 CHARGEABLE 🔥

Manadio haingana ny ao anaty FIARA , BUREAU , CLAVIER , CANAPE...sns , ARY LOTO AMIN'NY ZORO SAROTRA TAKARINA.

💰 : 20.000ar ou 100 000Fmg

💨 Puissance: 5500 Pa – Misintona vovoka sy potipoti-javatra

⚡ 120 W – Mahery nefa mora entina

🔋 Recharge USB Type-C – Mora ampidirina sy ampiasaina

💧 Afaka manadio maina sy mando (Humide & Sec)

✔️ Tsara ho an'ny fiara
✔️ Tsara ho an'ny bureau sy clavier
✔️ Tsara ho an'ny trano: fanadiovana fanaka sns....

⚡ Vitsy sisa ny stock — aza tara aaan!

📩 RAHA TOA KA LIANA IANAO DIA AZA MISALASALA ARY MANAO COMMANDE AMIN'NY :

☎️ 033 91 222 22 / 034 40 422 22 / 032 94 403 21 / 034 40 309 06.

GALERIE MIALY BEHORIRIKA NO MISY ANAY TOMPOKO ( ETO AMIN'NY ORDINATEUR)

🚛MANAO LIVRAISON ETO TANA IZAHAY ARY MANDEFA ANY AMIN'NY FARITRA IHANY KOA 🥰

🔥   MULTIFONCTION (PERCEUSE VISSEUSE)🔥 👉Mitady fitaovana matanjaka sy mora ampiasaina ve ianao?  Ity no vahaolana tonga ...
16/07/2026

🔥 MULTIFONCTION (PERCEUSE VISSEUSE)🔥

👉Mitady fitaovana matanjaka sy mora ampiasaina ve ianao?

Ity no vahaolana tonga lafatra ho an’ny asa rehetra ao an-trano na asa teknika! 👇
Mahery & marina tsara Rechargeable (USB) Misy jiro LED Rotation reversible 🔄 Fitaovana feno (accessoires maro)

💼 Tonga miaraka amin’ny kit complet – mora entina sy voalamina tsara ( AVEC MALLETTE )

👉 AHITANA TOURNEVIS KARAZANY MARO:

Contenu du kit dans la mallette rigide:

..1x Tournevis électrique sans fil
..1x Câble de chargement USB
..1x Rallonge flexible : Pour visser dans les angles impossibles
..28x Embouts de vissage : Plat, Cruciforme Phillips, Torx, Hexagonal... toutes les tailles courantes
..8x Douilles : Pour boulons et écrous de 4mm à 8mm
..2x Forets HSS 3.0mm : Pour percer du bois, plastique ou métal fin
..1x Adaptateur porte-embout • 1x Notice


🔌Tension : Généralement 3.6V à 4.8V pour ce type de modèle • Couple : ∼3-5 N.m - suffisant pour le vissage courant • Vitesse à vide : ∼200-250 tr/min • Temps de charge : 2-3h environ

💰 PRIX: 45.000 AR ou 225 000Fmg

Lieu: GALERIE MIALY BEHORIRIKA 1ER ÉTAGE ( ETO @ ORDINATEUR )

📞 Tél: 034 40 309 06
033 91 222 22
032 94 403 21

WhatsApp +261 34 40 422 22

MANAO LIVRAISON ETO TANA IZAHAY ARY MANDEFA ANY FARITRA IHANY KOA

03/07/2026
🔥 ARRIVAGE PISTOLET À PEINTURE ÉLECTRIQUE 500W 🔥🎨 Peinture rapide sy finition milamina🏠 Mety amin’ny: trano, varavarana,...
03/07/2026

🔥 ARRIVAGE PISTOLET À PEINTURE ÉLECTRIQUE 500W 🔥

🎨 Peinture rapide sy finition milamina

🏠 Mety amin’ny: trano, varavarana, varavarankely, vy, hazo, moto, fiara

⚡ Mora ampiasaina + mandeha amin’ny herinaratra.

💧 Spray uniforme tsy mandany fotoana

💥 PROMO SPECIAL : 💥

📦 Stock limité – aza miandry ela!

📞 CONTACT :. 034 40 422 22 / 032 94 403 21

🚛 LIVRAISON POSSIBLE TANA VERS PROVINCE 🥰

🔥💥 PISTOLET ÉLECTRIQUE PEINT 500W – FANDOKOANA PRO! 💥🔥Ataovy mora sy haingana ny asanao amin’ny fandokoana rehetra!👉 Tra...
02/07/2026

🔥💥 PISTOLET ÉLECTRIQUE PEINT 500W – FANDOKOANA PRO! 💥🔥

Ataovy mora sy haingana ny asanao amin’ny fandokoana rehetra!

👉 Trano
👉 Moto
👉 Voiture
👉 Varavarana / vy / hazo

⚡ 500W POWERFUL – MANDEFA PEINTURE MIHITSY TSARA

✔ Fandokoana malama (effet professionnel)
✔ Mora ampiasaina (tsy mila pro ianao)
✔ Mitsitsy peinture
✔ Miasa amin’ny rindrina, hazo, vy, sy maro hafa

🎯 IDEAL HO AN’NY:

✔ Bricolage
✔ Peinture maison
✔ Atelier
✔ Auto / moto
💥 RESULTAT: MIPÔKA TSARA, MIENDRIKA PRO! Mora entina + mora diovina

⚙️ Teknolojia spray 500W maoderina

💰 PRIX PROMO MAHASARIKA BE!



📞 Contact : 033 91 222 22 / 034 40 422 22
032 94 403 21 / 034 69 925 86

POSSIBLE TANA VERS PROVINCE 🥰

Address

Antananarivo

Telephone

+261337277000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tianay SHOP II 034 40 422 22 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share