Lancenay

Lancenay Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lancenay, Advertising/Marketing, fy'deliko antanimena, Antananarivo.

05/03/2023
.                🎙🎙 📢Lancenay📣🔊🔉                Groupe FIOMBONANA  MG                Publicité mobile avec sono et visue...
23/07/2022

. 🎙🎙 📢Lancenay📣🔊🔉
Groupe FIOMBONANA MG

Publicité mobile avec sono et visuel publicitaire

👍🥰Manao ny Doka rehetra eny andalambe toy ny

📣Fanentanana
📣Fampahafantarana ny Vokatrao
📣Mampahafantatra ny Spectacle izay karakarainao
📣Sy ny maro hafa,...

👉Afaka misafidy toerana haleha sy ny Ora

🏍Ny publicité amin'ny Moto dia afaka mitsofoka any amin'ny toerana be olona sy lalana tery na lalana tsy tongan'ny fiara

🌍Afaka manao publicité manerana ny Nosy
🌎Toerana Antanimena Ambany hakaikan'ny Lalam-by Bassin
☎️+261382082174
📩:[email protected]

❌❌❌❌❌❌❌❌❌❌❌❌❌

https://www.facebook.com/TAHINAMGT/

https://www.facebook.com/profile.php?id=100039268428087

https://www.facebook.com/MIFETY

🇲🇬🇲🇬🇲🇬ManjaGasyTsara🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Ho anao izay liana ny asa fandraharahana dia manasa anao ary eee!👋🥰Ao amin'ny Deam'in ary ny fotoanantsika anio alina am...
06/05/2022

Ho anao izay liana ny asa fandraharahana dia manasa anao ary eee!👋🥰

Ao amin'ny Deam'in ary ny fotoanantsika anio alina amin'ny 80:30 ora fandaharana life talk dream'in
Mankasitraka eee!🙏❤🌹
🇲🇬🇲🇬ManjaGasyTsara!🇲🇬🇲🇬

16/03/2022

19 Martsa ary ny fotoanantsika miaraka mitsangatsangana sy manao fetifety any imerikiasinina eee!

FY'DELIKÔ Event & ESM English School Of Madagascar Antanimena

Address

Fy'deliko Antanimena
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lancenay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share