Akon’i Madagasikara

Akon’i Madagasikara une page créée par VICCOMM.MG/SARTCOMM

06/06/2023
⚠️𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗜𝗥𝗔𝗡𝗔: 𝗔𝗩𝗘𝗟𝗔𝗢 𝗛𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗟𝗔𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗚𝗔𝗭𝗘𝗧𝗬 ‼️Zava-misy naharaisana tatitra :❌ Faritra 𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 : Noraràna ts...
02/06/2023

⚠️𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗜𝗥𝗔𝗡𝗔: 𝗔𝗩𝗘𝗟𝗔𝗢 𝗛𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗟𝗔𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗚𝗔𝗭𝗘𝗧𝗬 ‼️

Zava-misy naharaisana tatitra :
❌ Faritra 𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 : Noraràna tsy haka vaovao nandritra ny tranga fahamaizana milina mpamokatra herinaratra, ny mpanao gazetin'ny KOLO TV sy ny Radio Jupiter ;
❌Faritra 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 : Nanaovana fanadihadiana ny mpanao gazety telo, tohin'ny fitoriana azy ireo, taoriana famoahana vaovao, momba ny tranga fakàna tany ;
❌ Faritra 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 : Nalaina baraka imasom-bahoaka sy tsy nomena vaovao ny mpanao gazetin'ny Radio Fanasina, nikaro-baovao fanamarinana momba ny tranga fandrodanana trano ;
❌Faritra 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐍𝐉𝐈𝐑𝐎𝐅𝐎 : Rahonana ny mpanao gazety, hoe hanaovana tatitra any amin'ny Lehibe, rehefa tsymanaraka ny fandaminana eny ifotony ;
❌Faritra 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐆𝐀 : Sahirana ny mpanao gazety mitrandraka fanamarinam-baovao, noho ny fikatonan'ny loharanom-baovao sasany .

📣𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐈𝐑𝐀𝐍𝐀 :
Manoloana ireo indrindra no anaovanay ireto fanambarana sy antso fanairana manaraka ireto :
🚫Melohina marin-drano ny endrika rehetra fanohintohinana ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety toy izany, mamparefo ny zo ho amin'ny fahalalahana miteny, fototry ny demokrasia ;
🚫Miantso ho amin'ny fahazoana malalaka ny vaovao, ho amin'ny fampitsaharana ny fanilikilihana sy fikatonana, fanaovana sakantsakana ary ny fandrahonana ireo mpanao gazety ataona olom-boatendry sy olom-boafidy EO AM-PANATANTERAHANA NY ASANY.

✅𝗛𝗢 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗚𝗔𝗭𝗘𝗧𝗬 :
➖Miantso antsika hanaja ny lalàna mifehy, ny tandrohasina sy ny malinasan'ny asa fanaovan-gazety. (éthique et déontologie) ;
➖Mampahatsiahy fa tsy asa fanaovan-gazety velively ny famoahana vaovao amin'ny kaonty na takelaka manokana an-tambazotran-tserasera. Tsy voaaron'ny lalànan'ny asa fanaovan-gazety isika ao anatin'izany.

𝗛𝗢 𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔: 𝐴𝑛𝑑𝑎𝑜 ℎ𝑖𝑟𝑎𝑦 𝑓𝑒𝑜 𝑖𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑚𝑝𝑎𝑛𝑎𝑜 𝑔𝑎𝑧𝑒𝑡𝑦, 𝑘𝑎 ℎ𝑎𝑚𝑒𝑡𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑘𝑎𝑜𝑛𝑡𝑖𝑛𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑚𝑎𝑛𝑜𝑘𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 "𝐴𝑉𝐸𝐿𝐴𝑂 𝐻𝐼𝐴𝑆𝐴 𝑀𝐴𝐿𝐴𝐿𝐴𝐾𝐴 𝑁𝑌 𝑀𝑃𝐴𝑁𝐴𝑂 𝐺𝐴𝑍𝐸𝑇𝑌", 𝑒𝑡𝑜 𝑎𝑚𝑏𝑎𝑛𝑦. 𝑀𝑎𝑛𝑜𝑚𝑏𝑜𝑘𝑎 𝑖𝑧𝑎𝑜 𝑘𝑎 ℎ𝑎𝑡𝑟𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 18 𝑗𝑜𝑛𝑎, 𝐴𝑛𝑑𝑟𝑜 𝐼𝑟𝑎𝑖𝑠𝑎𝑚𝑝𝑖𝑟𝑒𝑛𝑒𝑛𝑎 𝑖𝑎𝑑𝑖𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑙𝑎ℎ𝑎𝑡𝑒𝑛𝑦 𝑚𝑖𝑣𝑜𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑘𝑎ℎ𝑎𝑙𝑎𝑛𝑎.

Ny Biraon'ny Holafitry ny Mpanao Gazety eto Madagasikara.
Natao teto Antananarivo, ny 2 jona 2023.
--------------------------------------------------------------------------

⚠️𝗜𝗡𝗧𝗘𝗥𝗣𝗘𝗟𝗟𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡

Le Bureau de l'Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM) a été saisi d'un certain nombre de cas :
❌Région 𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 : Des journalistes de Kolo TV et de la Radio Jupiter ont été empêchés de collecter des informations relatives à l'incendie d'un groupe électrogène ;
❌Région 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 : Un reportage sur un cas de litige foncier a valu à trois journalistes une plainte suivie d'une enquête ;
❌Région 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 : Les journalistes de la Radio Fanasina ont été pris à partie par un responsable et ont fait l'objet de dénigrements en public alors qu'ils couvraient et recoupaient des informations relatives à une démolition ;
❌Région 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐍𝐉𝐈𝐑𝐎𝐅𝐎 : Les journalistes ont été menacés de "rapports à charge" à leur encontre s'ils n'obéissent pas aux consignes imposées lors des couvertures médiatiques ;
❌ Région 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔 : Les journalistes signalent la difficulté d'accès aux informations .

𝗙𝗮𝗰𝗲 à 𝗰𝗲𝗹𝗮, 𝗹𝗲 𝗕𝘂𝗿𝗲𝗮𝘂 𝗱𝗲 𝗹'𝗢𝗝𝗠 :
🚫Exprime son inquiétude et condamne ces cas d'entrave à la liberté de collecter librement des informations, un des piliers de la liberté de la presse;
🚫Appelle au libre accès à l'information, tel que le consacre la loi, ainsi qu'à la cessation des actes pouvant constituer des obstacles à cet accès à l'information, les intimidations et menaces perpétrées par certains dépositaires du pouvoir, élus et nommés, à l'encontre des journalistes dans l'exercice de leurs fonctions.

✅𝗟𝗲 𝗕𝘂𝗿𝗲𝗮𝘂 𝗱𝗲 𝗹'𝗢𝗝𝗠 𝗿𝗮𝗽𝗽𝗲𝗹𝗹𝗲 𝘁𝗼𝘂𝘁𝗲𝗳𝗼𝗶𝘀 𝗮𝘂𝘅 𝗷𝗼𝘂𝗿𝗻𝗮𝗹𝗶𝘀𝘁𝗲𝘀 :
➖La nécessité de respecter les lois en vigueur, ainsi que l'éthique et la déontologie;
➖Les publications sur des pages ou comptes personnels n'entrent pas dans le champ d'action des textes régissant la profession.

Le bureau de l'Ordre des Journalistes de Madagascar
Fait à Antananarivo, le 2 juin 2023.

30/05/2023
Mbola hanorana rahampitso hoy ny foibe famantarana ny mety ho toetry ny andro. 𝙏𝙊𝙈𝘽𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝙊𝙀𝙏𝙍𝙔 𝙉𝙔 𝘼𝙉𝘿𝙍𝙊 | 26 Mey 20231️...
25/05/2023

Mbola hanorana rahampitso hoy ny foibe famantarana ny mety ho toetry ny andro.

𝙏𝙊𝙈𝘽𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝙊𝙀𝙏𝙍𝙔 𝙉𝙔 𝘼𝙉𝘿𝙍𝙊 | 26 Mey 2023

1️⃣ Ny Maraina :
Hisy sisan'orana tandrifindrahona any Sava sy Analanjirofo. Hanorana malefaka any amin'ny morontsiraky ny faritra Atsinanana, Vatovavy, Fitovinany ary Atsimo atsinanana. Handrahona any amin'ny ilany atsinanan'ny afovoan-tany. Hibaliaka ny masoandro ny faritra sisa.

2️⃣ Ny Tolakandro :
Hisy orana tandrifindrahona any Diana, Sofia, Sava, Analanjirofo ary any amin'ny morontsirak'i Atsinanana sy Vatovavy. Handrahona ary mety arahina tandrifindrahona any Alaotra Mangoro, Fitovinany ary any amin'ny ilany atsinanan'I Analamanga sy Amoron'i Mania. Handrahona mitsitokotoko na hibaliaka ny masoandro any an-kafa.

3️⃣ Ny Maripana :
Antananarivo 11 / 23 Antsirabe 6 / 21 Fianarantsoa 14 / 23 Morondava 22 / 27 Mananjary 20 / 27 Farafangana 16 / 26 Nosy-Be 23 / 32 Toamasina 20 / 28 Mahajanga 20 / 32 Taolagnaro 16 / 27 Sainte-Marie 22 / 32 Toliara 19 / 30 Antsiranana 22 / 33 Antalaha 22 / 31 Maintirano 19 / 32 Maevatanana 21 / 34 Ambositra 13 / 21 Ranohira 15 / 23.

🔑 Météo Madagascar



TINA TURNERMaro ny hira nahafantaran'ny maro azy. Raha ny lovantsofina dia manana firazanana MALAGASY ity mpanakanto mpa...
25/05/2023

TINA TURNER

Maro ny hira nahafantaran'ny maro azy.
Raha ny lovantsofina dia manana firazanana MALAGASY ity mpanakanto mpanjakan'ny ROCK'N ROLL ity.
Nodimandry teo amin'ny faha 83 taonany izy araka ny vaovao navoakan'ny pejiny manokana.
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany ny ekipan'ny Akon’i Madagasikara

FISOLOKIANA  AMIN'NY ALALAN'NY DADIBE SY KALANORO ETO ANTSIRANANA.Tratran' ny Polisim-pirenena eto Antsiranana ireto olo...
23/05/2023

FISOLOKIANA AMIN'NY ALALAN'NY DADIBE SY KALANORO ETO ANTSIRANANA.
Tratran' ny Polisim-pirenena eto Antsiranana ireto olona telo ireto ka naiditra am-ponja vonjimaika noho ny heloka nataon'izy ireo.
Misoloky amin'ny alalan'ny antso antarobia na appel par télephone ka mody manao feo ny kalanoro sy Dadibe .
Rehefa aveo dia asain'izy ireo manatitra vola , na volamena, volafotsy na koa telephone any amin'ny Nosy Lonjo (toerana fijoroana ) na koa asainy aterina eny amin'ny mitabe ( kianja filalaovana baolina ).
Maro tokoa ny olona voafitak'izy ireo satria raha te hanan-karena haingana dia mila manao sorona amin'ny kalanoro sy Dadibe izay fanahy ratsy izany no paik'ady mampanan-karena haingana hoy izy ireo rehefa nanadihady izy ireo ny Commissaire de Police RAMBAO Hugues Zo. 22 taona ny zandriny indrindra amin'izy ireo.
Mila mitandrina isika vahoaka fa maro ny mpisoloky mipoitra tatoato , asa angamba noho ny fasahiranana be loatra no mampipoitra ny hevi-dratsy?
source Radio Fanambarana Antsiranana

🚨 Le respect entre Mbappé 🇫🇷 et Raveloson 🇲🇬 après s'être battu pendant 90 mn hier soir.Malgré la défaite (AJ Auxerre 1-...
23/05/2023

🚨 Le respect entre Mbappé 🇫🇷 et Raveloson 🇲🇬 après s'être battu pendant 90 mn hier soir.

Malgré la défaite (AJ Auxerre 1-2 PSG), le Malagasy a livré une excellente prestation qui lui a valu une bonne note de 7.3, soit la deuxième meilleure note côté Auxerrois.

Bravo Rayan Raveloson 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Source: Madagascar football

Indray andro any isika hitantara amin'ny zanantsika hoe tamin,'ny taona 2020 dia nisy aretina mafy be antsoina hoe CORON...
21/05/2023

Indray andro any isika hitantara amin'ny zanantsika hoe tamin,'ny taona 2020 dia nisy aretina mafy be antsoina hoe CORONAVIRUS.
NIARO TENA avokoa ny olona ka samy nanana ny nahafi aritra azy.
Araho ny sary. Dia raha mbola mahita hafa isika dia alefaso anaty commentaire fa asehontsika ny zanaka amanjafy any aoriana any 😂😂😂

Address

AVB 58Bis Avarabohitra Itaosy
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akon’i Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Akon’i Madagasikara:

Share