21/03/2021
💚🌳 Joyeuse journée internationale des forêts ! Les forêts touchent tous les aspects de notre vie quotidienne, de l'air que nous respirons à notre santé et notre alimentation. Pourtant, La perte de forêts à Madagascar s’élève à 90 000 hectares par an selon le Ministère de l’Environnement et du Développement Durable. 🆘 Si nous n’unissons pas nos efforts pour mettre fin à la déforestation, cette tendance se poursuivra. La déforestation aura des effets dévastateurs sur la nature et la vie sauvage, la santé humaine et la crise climatique. 🤝 Ensemble, sauvons nos forêts, source de bien-être ! Pour vous, que représentent nos forêts ? 👉 https://bit.ly/31fDmKh
💚🌳 Arahaba nahatratra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny ala ! Ny ala dia mahakasika ny lafiny rehetra amin'ny fiainantsika andavanandro, manomboka amin'ny rivotra iainantsika ka hatramin'ny fahasalamantsika sy ny sakafontsika. 🆘 Kanefa, 90 000 hektara isan-taona ny ala ripaka eto Madagasikara raha ny atontonisa navaokan’ny Minisiteran'ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy. Raha tsy manambatra ny herintsika isika ho fampiantoana ny fahaverezan’ny ala, dia hitohy io fironana io. Hisy voka-dratsy amin'ny natiora sy ny fiainana dia, ny fahasalaman'ny olombelona ary ny krizy mifandray amin’ny toetrandro. 🤝 Ndao iaraka hiaro ny ala izay loharanon'aina ! Ho anao, inona no dikany sy mahazava-dehibe ny ala ? 👉 https://bit.ly/31fDmKh