Yz Even

Yz Even Organisateur d’événements

Sambany teo amin'ny tantaran'ny Kanton'ny omaly, hiray sehatra ny raiben'ny Kanto Malagasy! FEO ROA TAFARAY... Jifao die...
08/02/2025

Sambany teo amin'ny tantaran'ny Kanton'ny omaly, hiray sehatra ny raiben'ny Kanto Malagasy! FEO ROA TAFARAY...
Jifao dieny izao ao LH PRO sy eny Analakely ny tapakila
Henri Ratsimbazafy sy Salomon, Seho tokana tsy hanam-paharoa. Ny Alahady 06 Aprily 2025 @2 ora sy Sasany tolakandro eny ESCA ANTANIMENA.
"LH PRO, L'ÉVÉNEMENT 100% UNIQUE"

.com

Atolotry ny LHPRO, EAU VIVE, Assurances NY HAVANA ho antsika:💫 CONCERT VIP: JOHARY mihira BARIJAONA sy KINTANA TELO, ny ...
27/10/2024

Atolotry ny LHPRO, EAU VIVE, Assurances NY HAVANA ho antsika:
💫 CONCERT VIP: JOHARY mihira BARIJAONA sy KINTANA TELO, ny Alahady 10 novambra ao CCI IVATO.
Seho tsy hanam-paharoa io !
Izay mividy tapakila dieny izao dia mahazo fihenam-bidy 50% rehefa mandoa ASSURANCES AUTO ao @ NY HAVANA,faingana Ary e!
💴 VIP ⭐⭐⭐: Ar 70.000 ;
💵 VIP ⭐⭐: Ar 50.000 ;
💶 VIP ⭐: Ar 40.000 ; Efa azonao raisina eto LH PRO sy eny Analakely

Mankasitraka antsika rehetra ❤️❤️❤️
08/09/2024

Mankasitraka antsika rehetra ❤️❤️❤️

PAO-TSATROKA hoan’ny artista HENRI RATSIMBAZAFY

91 taona « Ny lehilahy » amin’izao ary mbola tena mitana tsara. Niredona ny « Lamba blanc », « Dans ma case en falafa », « Ilay foko kely feno ratra », « Si tu veux » sy ny hirany maro hafa ny tenany ary tsy nisy nipika na dia kely azy ny tononkira. Tehaka mirefodrefotra hatrany no nameno ny tao amin'ny CCESCA Antanimena ny tolakandro teo nandritra ny fampisehoana nataony . Notronin’i Voahirana, Mahery ary Lilie Ingahy Ratsimbazafy tamin’izany seho sehatra izany ary feno hipoka ny toeran’ny fampisehoana. Tao aorian’ny seho dia filaharana ny fakana sary niaraka tamin’i « Dear Henri Ratsimbazafy » ary nalaina nisaraka tamin’ity andrarezin’ny mozika malagasy ity ireo mpankafy azy.

👑🎩Pao-tsatroka ho an'i Henri Ratsimbazafy🎩👑Ao amin'ny CC ESCA izy ny alahady 8 septambra 2024 manomboka @ 2 ora sy sasan...
11/08/2024

👑🎩Pao-tsatroka ho an'i Henri Ratsimbazafy🎩👑
Ao amin'ny CC ESCA izy ny alahady 8 septambra 2024 manomboka @ 2 ora sy sasany.
Hotronin'i Voahirana, Mahery ary Lily.

NY TAPAKILA DIA EFA AZO JIFAINA AO @ SUPER MUSIC ANALAKELY

VIP: 50 000ar
RESA: 40 000ar
BALCON : 30 000ar

Info line: 034 65 184 51 - 033 19 769 29

📌 Pao-tsatroka ho an'i zokibe Henri Ratsimbazafy 🎙️, 91 taona, 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗶𝗵𝗶𝗿𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮. Hanao seho ao amin'ny CC ESCA i...
30/07/2024

📌 Pao-tsatroka ho an'i zokibe Henri Ratsimbazafy 🎙️, 91 taona, 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗶𝗵𝗶𝗿𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮. Hanao seho ao amin'ny CC ESCA izy ny alahady 8 septambra 2024 manomboka @ 2 ora sy sasany. Hotronin'i Voahirana, Mahery ary Lily.

Hafana ny lanonana ary hitety vanim-potoana maro amin'ireo hira nahalalana azy.

NY TAPAKILA DIA EFA AZO JIFAINA AO AMINY SUPER MUSIC Analakely HIRERY IANY

VIP: 50 000ar
Réservation: 40 000ar
Simple: 30 000ar

Ra mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miantso ny laharatarobia eo ambany 👇👇👇

Contact : 034 65 184 51 - 033 19 769 29
Zarao mba hoitan'ny Afa ❤❤ Tongava maro

26/07/2024

📌 Pao-tsatroka ho an'i zokibe Henri Ratsimbazafy 🎙️, 91 taona, 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗶𝗵𝗶𝗿𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮. Hanao seho ao amin'ny CC ESCA izy ny alahady 8 septambra ho avy izao. Hotronin'i Voahirana, Mahery ary Lily.

Hafana ny lanonana ary hitety vanim-potoana maro amin'ireo hira nahalalana azy.

NY TAPAKILA DIA EFA AZO JIFAINA AO AMINY SUPER MUSIC HIRERY IANY

Ra mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miantso ny laharatarobia eo ambany 👇👇👇

Contact : 034 65 184 51 - 033 19 769 29
Zarao mba hoitan'ny Afa ❤❤ Tongava maro

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yz Even posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share