18/08/2025
🚨 AHOANA NY MAMADIKA 200 000 AR HO LASA 290 000AR AO ANATINY 30 ANDRO 🚨
Raha resaka ROI(Retour sur Investissement) izany dia 45% nefa ao anatiny iray volana monja.
Tsy mila banky-Tsy nanao PMU Bet. Juste Stock credit mihetsiketsika isanandro
👉 AHOANA TSARA HOE
Investissement: 200,000 AR (io no stock ilainao, tsy mila stock betsaka)
Mivarotra eny aminy PDV: Mihodina mivarotra eny aminireo PDV ao anaty zone anay isanandro
Tombombarotra: 90,000 AR ao anatiny 30 andro
ROI: 45% ao anatiny iray volana = 540% ao anatiny herintaona raha nihodina tsy nijanona ianao
Raha atao kajy tsotra, nampiasa 200 000 ar ianao Aogositra 2025, Jolay 2026 ianao : 1 080 000AR tombobarotra + 200 000 AR vola nampiadina
👉AIZA IANAREO NO AHITA ZAVATRA MILAY BE TOA IZANY
Banky: 5% isantaona (raha bonne chance ianao)
PMU Bet: Loka io ry zareo a
Immobilier: 1m2 no azony 200 000ar raha eny bypass ( mety efa tsy hahazo intsony aza)
Ho lasa commercial miaraka amiko: Manomboka mandray tombombarotra mivaingana ianao rampitso hariva
👉 AHOANA NO HI ASSURER-NA tsara ilay ROI
✅ Mividiana stock 200 000ar aty amiko – rahampitso maraina ianao dia vonona hivarotra
✅ Client efa ela tsisy nandalo omena anao fotsiny – Omeko client 60 efa ela tsisy namatsy ianao ho kit de demarrage
✅ Marge fixe, tsisy concurrence deloyal
✅ Raisinao isanandro ny tombony – 3 000ar isanandro no raisinao
✅ Nahavita 30 andro tsy nilatsaka mintsy? omeko bonus 10 000 ar aminy faha 30 andro
👉 GARANTIE
Raha tsy nahazo 45% de retour sur investissement ianao dia averiko ny elanelany + 5 000 AR
Ny stock nao raha misy tsy lafo? Tsy masiso sady tsy simba ary tsy lany date
Natahotra dia te hiemotra? Tsisy olana tazominao ho anao ny formation sy client efa nomeko anao
👉 HARARAOTY
Commercial 10 ihany no ilaiko aminity volana ity.
Mikatona alarobia ho avy izao ny fisoratana anarana.
vague manaraka = 15 Novembre 2025.
📲 AHOANA NY ATAO RAHA TE HISORATRA ANARANA
Mandefasa message amiko hoe "ROI"- alefaso ny quartie sy toerana tianao hiasana
Ampanaoviko formation par appel ianao vao nahazo stock