AmbohitraBoost - tohano ny orinasa akaiky anao ety Ambohitrarahaba

AmbohitraBoost - tohano ny orinasa akaiky anao ety Ambohitrarahaba Nous faisons la promotion des activités économiques d'Ambohitrarahaba et ses alentours.

😲 MANDEHA TAXI FOANA RAHA TOY IZAO NY TARIF ‼️ NA MBOLA 10.000 Ar AZA AMBOHITRARAHABA - ANALAKELY MBOLA RAIKITRA. SAO DI...
10/02/2026

😲 MANDEHA TAXI FOANA RAHA TOY IZAO NY TARIF ‼️ NA MBOLA 10.000 Ar AZA AMBOHITRARAHABA - ANALAKELY MBOLA RAIKITRA.

SAO DIA MBA DISO IO PUB IO ⁉️

🗨 FIARAHAMONINA SY FAHAIZA-MIAINA📢 Andao mba hifanentana e❗ 😁✅ Na ankizy na lehibe 🙋‍♂️🤸‍♀️ 👨‍👩‍👧‍👦Andao hajaina ny fana...
04/02/2026

🗨 FIARAHAMONINA SY FAHAIZA-MIAINA

📢 Andao mba hifanentana e❗ 😁

✅ Na ankizy na lehibe 🙋‍♂️🤸‍♀️ 👨‍👩‍👧‍👦

Andao hajaina ny fananan'olona,
andao hajaina ny fananana iombonana.

Tsy manary fako eny rehetra eny.
Ariana anaty dabam-pako ny fako na dia madinika aza.

Tsy mandaka rindrin'olona ;
Tsy mamafa tanana maloto amin'ny rindrin'olona ;
Tsy mivalan-drano eny rehetra eny.

Tsy mamono sigara amin'ny rindrin'olona ;
Ariana anaty fitoerany toy itony ny tain-tsigara,
indrindra isika manana fiara tokony efa manana azy.

💌 Tanàna madio, antoky ny fahasalamana.
💌 Fiarahamonina milamina, antoky ny fandrosoana.

🇲🇬

01/02/2026
🗨 Ho antsika ety Avaradrano, be embouteillages, iza amin'ireto no hitanao fa manamora fiainana kokoa raha ho eo Analamah...
24/01/2026

🗨 Ho antsika ety Avaradrano, be embouteillages, iza amin'ireto no hitanao fa manamora fiainana kokoa raha ho eo Analamahitsy cité na Ivandry na Ampasampito, sns ? Sa misy hafa ?

🚖 Sa ny taxis mahazatra no hazahoana tombony kokoa ?

📣 Rehefa nandefa antso izahay dia namaly anay i Mr Divin Fafah. Tsy hoe tsy nahafapo ny hafa fa izy no tonga dia tsy nis...
04/01/2026

📣 Rehefa nandefa antso izahay dia namaly anay i Mr Divin Fafah. Tsy hoe tsy nahafapo ny hafa fa izy no tonga dia tsy nisalasala nanantona mivantana, tonga dia nomena azy ilay asa.

❇ Mission 1 : soratsoratra mainty tsotra eo amin'ny rindrin'ny Le Showroom 103 mba hilazana fa TSY CASH POINT INTSONY EO ‼️ 😆

❇ Mission 2 : ho asiana sary maro loko hafa sy soratra hafa mba manatsara sy mampiaina ny hafatra tiana ho ampitaina.

⚠️ Sarotra ny MISSIONS noho ilay espace sy cadre hiasana izay kely sy teritery, saingy matoky azy izahay amin'ny fanatanterahana ny hevitra miainga.

💌

💌 HEUREUX NOUVEL AN – 2026 🎉⚠️ Nous avons des produits dont les boîtes sont abîmées, mais dont le contenu sont encore en...
02/01/2026

💌 HEUREUX NOUVEL AN – 2026 🎉

⚠️ Nous avons des produits dont les boîtes sont abîmées, mais dont le contenu sont encore en excellent état.

✅ Pour débuter la nouvelle année, à la date du 02 janvier 2026 au matin, et afin de payer une partie des charges : loyer, JIRAMA, IRSA, CNaPS et OSTIE du Le Showroom 103 pour le mois de janvier 2026, nous les vendons à prix réduits :

ℹ️ PRIX EN PACK PLUS AVANTAGEUX

🔖 Baies de goji 30 g x1 : 10.000 Ar
(antioxydant, boost de vitamines, nettoie les vaisseaux sanguins / le foie, renforce le cœur)

🔖 Baies de goji 50 g x2 : 35.000 Ar en pack, mais 18.000 Ar à l’unité (antioxydant, boost de vitamines, nettoie les vaisseaux sanguins / le foie, renforce le cœur)

🔖 Sirop Kohoka na Sempotra x2 : 25.000 Ar en pack, mais 13.000 Ar à l’unité (libère les voies respiratoires)

🔖 Remède sinusite x3 : 20.000 Ar en pack, mais 7.000 Ar à l’unité (anti-rhume, anti-grippe, anti-sinusite, …)

🔖 Sirop Vahona sy Tantely x2 : 25.000 Ar en pack, mais 13.000 Ar à l’unité (anti-hypertension, nettoie le sang, renforce les organes, guérit les plaies internes)

🔖 Voan’ananambo x1 : 4.000 Ar (anti-hypertension, boost de vitamines)

🔖 Baumes Menaka Mafana x2 : 40.000 Ar en pack, mais 13.000 Ar à l’unité (anti-inflammatoire, contre les courbatures / la prostate / les varices, revitalise les muscles, …)

🔥 SI VOUS PRENEZ LE TOUT D’UN COUP
(Commerciaux, revendeurs, distributeurs, clients avec une grande famille généreuse), alors le prix total = 150.000 Ar dont un bénéfice de 20.500 Ar par rapport au prix normal.

💟

Address

Ambohitrarahaba
Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AmbohitraBoost - tohano ny orinasa akaiky anao ety Ambohitrarahaba posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share