27/08/2025
🔴VAKIO TSARA FA MAHASOA ANAO
🟨 Ireto indray dia z𝗮𝘃𝗮-𝗱𝗲𝗵𝗶𝗯𝗲 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮, 𝗶𝗹𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗻'𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮.
🟢 Rehefa matory dia ataovy lavitra anao ny finday na ordinateur. Fa manakorontana ny fiasan'ny atidoha ny rayonnement électromagnétique alefany. Tsara raha vonoina mihitsy
🟢 Raha miasa anoloan'ny ordi foana ianao, dia asio rano @ vera eo akaikinao ,hisintona ny radiation alefany
🟢 Rehefa manao do**he na manasa loha, dia tongotra foana aloha lemana voalohany mba hisorohana ny fiakaran'ny tosidra; AVC ; na arrêt cardiaque
🟢 Ny rano /sakafo mangatsiaka dia manafaingana ny fahanteran'ny sela ; mahatonga ny virus hatanjaka; mahatonga fiforonan'ny homamiadan'ny vavony; ary mampiraikitra ny tavy ratsy anaty vatana.
🟢 Ny rano mamay be 'zay zaka 1,5l - 2l isan'andro dia manampy amin'ny fanalàna menaka ratsy anaty; manatsara ny fikorianan'ny ra ; ary mampiakatra hery fiarovana.
🟢 Ny rano mafana misy citron dia miaro @ fiforonan'ny vato any voa (calcul rénal) sy ny fahavoazan'ny voa (insuffisance rénal). Sady misoroka homamiadana
🟢 Ny mamy tafahoatra dia mahatonga olan'ny thyroïde
🟢 Tsy tsara ho an'n marary aty ny fruits de mer; chocolat ; noix de coco ; sakay ; sns...
🟢 Tsara raha lanjalanjaina ny paty ; charcuterie ; poulet de chaire; zava-pisotro misy alkaola & misy gaz
🟢 Manimba reins ny fanafody chimiques
🟢 Fadio ny marikivy ho an'ny olona mora taitaitra; manao palpitation ; ary mora midecal
🟢 Misotroa rano mamay 1 na 2 vera ny alina alohan'n hatory hisorohana ny AVC ;na ny tosidra miakatra
🟢 Rehefa taitra @ alina ,d aza tonga dia mitsangana fa mipetraha kely 2min aloha. Mahafaty tampoka mantsy 'zany
🟢 Ezaho ho tsy miovaova ny ora fisakafoanana mba ho fahasalaman'ny vavony
🟢 Aza miandry poiritra loatra vao mipipy,fa mankarary reins zany
🟢 Tsy mety amin'ny olona nididy ; hiatrika fandidiana; na vehivavy tonga fotoana ,ny tamotamo Mahatonga hémorragie !!!