09/01/2025
Ho anareo mampiteraka kisoa : ity ny sakafo tsara be ho an'ny kisoa kely. MILKIWEAN dia Creepy feed na sakafo natokana ho an'ny kisoa kely, voalanjalanja tsy hampivalana azy ary mitondra ny otrikaina rehetra ilainy. Mampitombo haingana ny kisoa kely. Omena in-3 hatramin'ny in-4 isan'andro, manomboka eo amin'ny faha 8 andro nahaterahany ka hatramin'ny faha 7 andro aorian'ny fisaraha-nono. Afaka misara-nono eo amin'ny faha 28 andro nahaterahany ny kisoa kely raha voakarakara tsara sy ampy sakafo ara-dalana ny reniny.
Hitanao ao amin'ny Cabinet Véto Ny Soa Ambohimandroso ihany koa.